filmov
tv
๐๐๐๐๐ฬ๐๐ - ๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐ฒ๐ฌ (Official Video Clip / Extrait de l'Album 'BANDY RANGAHY')
ะะพะบะฐะทะฐัั ะพะฟะธัะฐะฝะธะต
#madagascar #samoela #bandyrangahy
Ecoutez & tรฉlรฉchargez ยซ BANDY RANGAHY ยป de Samoรซla sur toutes les plateformes digitales :
๐๐ฒ๐ซ๐ข๐ :
Mbola mihodina any i kala hatraminโizao an
Mbola mitady patrรด manambola hilalao an
Mbola mitady, mitsakaraka, izay hamelomana anaka
Saingy ny entana efa tsy avotra, rodana, raraka
Tsy manaiky resy, manao fetsifetsy mandrapaka izay tratrany
Mitety bar sy fety, Itaosy , Ampefitety, fa izay mba fantany
Ny trosa fripy, ny trosana beks, etsy manaraka
Ny zaza tomany, miandry anโi mama, tsy mety mahasaraka
Kanefa hatraminโizao an
Anaty ยซ game ยป, mbola tamana
Madama kely tia milalao
Kaofina mihitsy ny hatanorana
Kรดndrakรดndrana ary ve โty kalakely โty, sa kosa azonโody
Ataony daholo, na toaka na mรดly, mihinam-panafody
Efa hatry ny omaly โty no hitako teto, ยซ Permanence ยป
Tsy mifemaka mihitsy, mizara virus i Madama kely anaka
Mitady razoky mba hanome toky, hanangana ny ho avy
Ratsy tarehy manam-bola, na sima, na sola fa maty mosary
Mivavaka mafy manao Haleloia, mba ho sendra ny goavy
Ho sendra ny dondrona, hahita ny pondro, ho tojo matavy
Kanefa hatraminโizao an
Anaty game, mbola tamana
Madama kely tia milalao
Kaofina mihitsy ny hatanorana
ยซ Professonnelle ยป be madama an
Kikina mihitsy izay mihanahana
Ilay zavatra anefa mivoaka nana โฆ
A/C : Samoรซla RASOLOFONIAINA

ะะพะผะผะตะฝัะฐัะธะธ