INFO K MADA Hommage Fafah DU 24 OCTOBRE 2019 BY KOLO TV

preview_player
Показать описание

Рекомендации по теме
Комментарии
Автор

Manaja tompoko, mampalahelo ny mpanao politika matetika, na aiza naiza io fa tsy eto Madagasikara irery akory, sanatrian'izany ""EFA MATY , VAO HOE RAMALALA", toy ny kisoa, efa maty vao matsiro, kanefa @ andavanandrom-piainana dia ny mpamorona, ny, poeta sy nympihira no tena mandravaka sy zezika mampitsiry ny hafaliana, mampahery izay manana alahelo, sns, mamafa ny tsy zaka ao anaty, ka miteny ahoe, ; Mba isaino ihany izany atao hoe fitsimbinana sy fitiavana ny vahoaka ry MPANAO POLITIKA ISANY, fa tsy sodoka mitady laza, sy mamita-bahoaka,

hericolelalasoa
join shbcf.ru