Medley Rose Mavokely RyKala Vazo 2019, Live Cover

preview_player
Показать описание
Hira Malagasy tena nahafinaritra anay izy ity dia natambatray, hira fony faha zaza no maro ao anatiny ^_^ .finaritra ery mahita anareo manao dihy soroka sy dihy tanana aminy .ampitiavana be hatrany tompoko 💋❤
Рекомендации по теме
Комментарии
Автор

Tsy nitoy intsony re lay groupe Kala Vazo😥 . Tena tsara anefa 🌹

harishue
Автор

le 16/09/21 Mampahatsiahy anareo telovavy comme si c'était hier! mahavaky fo ahy fa la vie continue! misaotra nanome fifaliana ho anay mpihaino! Que le vie continue pour vous 2 les filles!!! merci

dominiqueramiarisoa
Автор

😢 2:30 Ekena tsisy kianina. Sambatra.Bonne route.

noelyrabe
Автор

Tsara loatra e👏🏻🍀❤️bravo🥰tsy manampaharoa ❤️

gabrielleamd
Автор

Tsara be. Mirary soa indrindra. Mirary fionona feno ny tarika. Mandroso hatrany. God bless you

angehamon
Автор

Mahatsiaro b an'ilay besokely... tsara hatrany .. Mankasitraka indrindra.

ratoujou
Автор

Mankasitraka akia ry izy telo mirahavavy a!❤💖❤💖👏

rondrotsikimitia
Автор

C’est TOP👌!!👏👏Merci ...tsara Be .Un Grand bravo 👏

aichaprescillia
Автор

Tsara loatra, dia tsy hitako izay lazaina. Misaotra fa mahay loatra nareo 3 vavy

eliramiliariniaina
Автор

Misaotra betsaka oh.tohizo hatrany fa mahafinaritra.

radorandriamiandrisoa
Автор

Toraka voninkazo hoan'ilay guitare basse 👏✨. Voafehiny namana ilay "art"

rakotomalalatex
Автор

misaotra re ry kala vazo ah mahafinaritra

pascalrandrianarimanana
Автор

MERCI MES BEAUTEES DE NOUS RENDE HEUREUX

francisavisse
Автор

Kopa tanana hoanarw 3mirahavavy fa tsara be

patrickpatrick
visit shbcf.ru