Vanintsoa Hajaiko foana

preview_player
Показать описание
Angola gasigasy "HAJAIKO FOANA" miaraka amin'i vanintsoa
Valiha Vanintsoa
A/C Vanintsoa
Рекомендации по теме
Комментарии
Автор

Tena tsitako intsony zay azo ambara amity hita ity fa tena tsara lotra❤️❤️ merci vanitsoa

razafinimbonyperle
Автор

Tiko daoly mihintsy ny hiranareo, merci 👍👍👍

jeanrazafindrakoto
Автор

toa hazok sar antsain ilay tantara fa ts tsaroak titre musaotr betsak Vanintsoa ❤❤❤💛

LailaLaila-nwbs
Автор

Tsara loatra💖💖💖, miandrandra ny tantara misy anao ndray Vanintsoa ah!🙋🙋🙋

lecollectifnsc
Автор

tsara loatra, tsisy kianina ❤❤.
na ny hatsarana na ny zava-kanto

alainnomenjanahary
Автор

Ce n'est pas la première fois que je l'écoute.... Mais si personne ne veut d'elle... En personne et en musique je prends !

sulair
Автор

❤❤❤❤❤
Ny kanto gasy ary tena Kanto tokoa ❤❤🎉🎉🎉

Maka
Автор

Mbola tsara foana Hatramin'izao ❤❤❤

cramstani
Автор

Tsara loatra!!! Mankasitraka Tompoko, mitomboa talenta hatrany!

josaphatghislain
Автор

Sitraka sy telina . Tsara loatra <3
Mankahery anao ho lasa lavitra hatrany

RavakiniainaRandrianarivony
Автор

Tsara na ny feom- baliha na ny feo na ny tonon- kira. Mankasitraka. :-)

nirinaramangasalama
Автор

mamy be loatra, mandrotsirotsy ery 😍🥰

ravakafrancescaandriamilam
Автор

tena kanto loatra! miandry ny manaraka ndray

rakotonirinanoelson
Автор

zany ka tena hira Malagasy mafinaritra 🎉

victorienrandriambahiny
Автор

Tiko be! Mitomboa trakefa hatrany !! Whaouhhhh....!!!!

renerandriamilanja
Автор

Tena tiko b tsara ny mozika tsara ny feo tsara b lay fière d’être gasy f misaotra mankasitraka tahiny Tompo hatrany

verorakotoarivony
Автор

Mahafinaritra be ! Mifanaraka tsara ny sary sy ny hira !

Magnelatra
Автор

Kanto loatra [ HAJAIKO FOANA ] Mankasitraka Vanintsoa a!!

radomananamomota
Автор

mankasitraka e tsarabe ilay hira mirary soa hatrany e, tongava amin'ny avo indrindra e

ravalymicka
Автор

Tsara be, mankasitraka miaraka @ zara ainga

cybernis