JAWS BAND TSY VITAKO Clip Official

preview_player
Показать описание

Рекомендации по теме
Комментарии
Автор

Tena tiko be lay hira rahalahy tahiny Jesosy hatrany nareo 💯💯💯

fabriceandriamampionona
Автор

Tsy vitako Jesosy ah,

Tsy vitako ny miaina lavitra Anao

Tsy vitako ilay mifampipetapetaka maharitra amin'ny olona dia avy eo maratra satria diso fanantenana, satria mivadika sy miovaova raha mbola olombelona

Tsy vitako Jesosy ah, aleo tsika roa ihany ho mandrakizay ❤❤❤.

Izaho sy Ianao, Ianao sy Izaho ho mandrakizay ♾️, izany no voadiko.
♾️

cocofifi
Автор

eh bien, tena tsy vitaKO ..
fa aleo tsika ROA ihany, marina

tiavinaramiarintsoa
Автор

Gracias mi Dios, yeuh marin zan, Ts vitak n fiainak rah ts6 an'i JESOSY, Mafinaritr b lay hir nareo, Voninahitr ho an' Andriamanitra irer ihan

tiavinaandoniainasitrakani
Автор

162 milles vues ralahy fandresena an Super DIEU te garde

AlainCovers
Автор

Tena tiako ity hira ity, misaotra ny mpanakanto. Jesosy hampitombo ny talenta

Selmener_lov
Автор

Tsaroako ny fiainako taloha lavitra Anao, Nivezivezy tsy nanan-katao, very ny saiko eee
Tsy mba nanana an’iza itarainana, Fahoriana nameno ny fiainana, saika niala ny aiko eee (zan miitsy)
Soa ihany aho fa navotanao, Nomenao fiainam-baovao (ehhh), faly ny foko eeeiii
Noho ny herin’ny fanahinao, Resy ny ratsy fanao, matanjaka sady matoky eeie (misaotra Jesosy a)

Tsy vitako e…tsy vitako e (haha), Tsy vitako e aleo tsika roa ihany
Fa tena tsy vitako e (tsy vitako mihitsy) tena tsy vitako e, Tsy vitako e aleo tsika roa ihany Jeso

Misaotra Jesosy am famonjenao…ouy…hahahaaaah

Misaotra Jesosy mahery ‘zay tantananao, Mandresy amin’ny adiko re aho izao Ianao no inoako eee (mandrakizay),
Tsy foiko intsony ny anilanao, tena tsara lay fiainam-baovao mamin’ny foko eeee
Fa n’aiza n’aiza no mbola ho aleha, n’inon’inona koa no atao, Ianao no ho enoiko eee
Fiderana no atao be dia be, asandratro ny anaranao e, kalokaloiko eee(haha tsy vitako Jesosy a)

Tsy vitako e ny (ny analavitra anao), tsy vitako e…aleotsika roa ihany(aleotsika roa ihany)
Tsy vitako e (Jesosy), tena tsy vitako e, tsy vitako e aleo tsika roa ihany Jeso
Ianao ihanyx3 Jeso
Tsoujororororo Ianao ihany tiako ny anilanao Ianao ihany Jeso
Lalana lavitra mbola ho aleha, ny anilanao re no tsara e
Loza sy fandrika koa be dia be, ny anilanao re no tsara e
Tantananao no sady mandre ny anilanao re no tara e
Anilanao zaho pare anilanao re no tsara
Tody ny zavatra iriana…, fahasoavana sy fitahana e hehe..ny ady sy ny fijaliana e he e…
Ny Anao fiadanana sy fifaliana

Tsy vitako e ny analivitra Anao, (zany mihitsy Jesosy a) …yeaiei

Jo_
Автор

Tsy vitako e!!! Aleo tsika roa iany Jeso ❤️

itsyanki
Автор

hiranareo tiko indrindra.ts maintsy henoiko isanandro..mankasitraka

rakotoarijaonaatrikalovaso
Автор

Merci! Tsy viako e! aleo tsika roa ihany Jesoa

nantenainaherimalalajeanro
Автор

tena ankafiziko loatra ty hira iray ty! merci Jaws band mirary soa anareo hatrany ahavita be amin ny asa efa niantsona anareo

rakotomalalatsiory
Автор

Tsy vitako fa aleo tsika roa ihany jesoa 🙏❤️

dylanecandis
Автор

Tiako ity hira ity fa sady mampazoto no mapandihy, sady tsara be ilay parole

gauthiernorine
Автор

Ho anareo tery saina mitsara olona io ! Angaha ianareo Andriamanitra no mi se permettre hitsara hoe ny ataon'ito na ny ataon'io mety na tsy mety. De quel droit ? Izay hahavonjy ny fanahinao aloha iasana saina sy andaniana hery. Andriamanitra manana ny fomba fiasany. Tsy izay fisainan'olombelona fohy kely ery ho hiseho hanakatra ny fisainan'Andriamanitra. Na izaho na ianao samy tsy misy mendrika fa aza mifampitenineny. Ary raha toa hoe araky ny Baiboly tokoa ny fomba fitafy sy fihaingo, maninona ianareo be kiana ireo raha mirebareba, misaron-doha aloha ho hita ? Jereo ny fitafy sy ny fihaingon'ny olona tamin'ny andron'ny Baiboly dia ireny anaovana ho hita.

LaPlumeMadagascar
Автор

Tsara be .. amin'ilay gadona amin'izao fotoana izao mints ...

tojorasolofoarimanana
Автор

God bless !
Thank you again Very Nice voice

misoumisou
Автор

Ohatry ny kwass loatra lay fandihizana an!😮

annalandeau
Автор

Tsara loatra...misaotra an ekipa rehetra...voninahitra ho an Andrimanitra

lindarah
Автор

Tena tsara be lay hira 👍🏻👍🏻
Fa lay fihaingona masina fitondra midera no tsy hita 😑
sitraka avy amin Andriamanitra nge no ilaina @ hira fiderana e!
(2Tant20:21)

miary
Автор

ny hiranao zany dia tsara daholo fa ny hitako amin ilay mpihira sasany dia izao tontolo zao no halainy tahaka fa tsy izy no halain izao tontolo tahaka 🙂

holyrakoto