Hody amin-dRaiko TGC

preview_player
Показать описание

Рекомендации по теме
Комментарии
Автор

Tena mahafinaritra mahita tanora manokana ny talentany tahak izao hitoriana ny filazantsara. Deraina Ilay Tompon' ny antso! Mahereza sy mifahara tsara TGC a! Tohizo fa tena kanto

voninavokorakotoarimanana
Автор

Tena tsara!mangoritsina mitsy miheno azy. Dera ho an Andriamanitra

mamisoaraoilison
Автор

Tena lafatra, manivatsiva n ati-fanahy.
remarq kwel tiko kel n tareh, pozinw, ianw le mihira volu io mits, surtout cheveux, t'es trop belle
tohiza fa manatalenta nareo ze mihira iray mambambo avoko.BRAVO BEEEE!

fanahmivazina
Автор

Mahafinaritra ny talenta, ny fikarohana sy ny famoronana entina mitory. Tohizo fa tsara ;)

christianrandrianarisoa
Автор

Efa tsara hatramin'izay ny TGC ary miha raitra hatrany hatrany! Tena tiako

AinarisoaRasolofonirina
Автор

tsara be TGC a! Fa mba tena te aheno hiran'io vevavy manao solo volohany io be zah!!!!

mamynarindra
Автор

Wouaou, tsara, tena tsara, mahafinaritra💖💖💖

erica
Автор

Ilay bandy nihira voalohany iny nianatra tao am epn hoatran ny tadidiko sady tsara feo merci zandry !

razanakotostephen
Автор

Voninahitra hoan Andriamanitra irery ihany, anio ary mandrakizay <3

nirinanoel
Автор

tsara é, tena tsra le Arrangement na dia nisy niova kely aza ny ankizy, mahay nreo é ny mpitendry sns indrindra MTR FIDY sy Solofo é, tsara rangaha zah maka nareo foana é, tiko be é

randrianavaoheritianajeanm
Автор

Zay akaiky ny FONY (fitia agape) no miadana

anjatinagollen
Автор

Tena tsara e. Voninahitra ho an'Ilay Ray Tsitoha

razafilalaojohn
Автор

Fitaratra amin' ilay fitafy an-tsehatra "mendrika sy maontina ary feno fanajana an'Andriamanitra"

julielalaina
Автор

Annicette le tam Pazzapa ve le vevavy mihira faharoa?

gasytiamozika
Автор

Tena tsara be Voninahitra ho an'Andriamanitra irery ihany

rakotoniainafetra