TDL (true direction life) OLONA MIAVAKA HD

preview_player
Показать описание
AC/Eric rolsman, Lead vocal: Fanja, Real: Ntsoa nantenaina, Studio: NATURAL SOUND, Mixage: Taxx Razafindrakoto, Copyright 2014
Рекомендации по теме
Комментарии
Автор

Tena marina fa ola miavaka tokoa isika satria i Jeso Kristy no mitoetra ao ampontsika .sambatra anie isika e satria mazava ny lalana alehantsika Amen Amen Amen

jojohocho
Автор

Tena marina mitsy fa "olona miavaka ianao"n'inon2 atao n'aiza2 aleha!f'efa nandray an'i Jesosy famonjena lehibe indrindra!Voninahitra ho Azy irery ihany hatrizay ka ho mandrakizay !

tantelynathaliera
Автор

olona miavaka ianao na aiza na aiza misy anao ary nataon'i Tompo ho vavolombelony hatrany am-paran'ny tany! de mirary soa ho an'ny Groupe TDL de mahefa be mandrakariva amin'ny asan'ny Tompo fa hafa mihtsy ny midera an'i Tompo e!!!

myartcyber
Автор

Ny mpanompoko efa nofidiko tsamba hoariko satria efa nandray any JESOSY 🙋‍♂️🙏💖A.MEN

samonmofo
Автор

Jesosy Kristy Iany noho ho antsika mino Mandra-kariva ary Mandrakizay. Amen!

hommedecur
Автор

Rehefa nandray an Jesosy ho Tompo dia tonga olona miavaka h@ farany ♥️

florenceranaivoson
Автор

Ny olona navahana tahaka antsika dia tia midera @ fifaliana sy manandratra @ fahamarinana ary mihoby @ fitsikiana. Haleloia!

tianaonyhaja
Автор

Jesosy ihany no manao izay mety
fa mahay manao mihoatra noho izay nofisitsika mits aza

aoka iseho foana ny maha olona miavaka anao e

nirinasam
Автор

olona miavaka tokoa ny managna sy ny mandray an I JESOSY ho Tompo sy Pamonjy ny fiainany

sidoniejuster
Автор

misaotra mampatsiahy eh ;) miavaka marina refa mandray any Jesosy fa otrany adino ndraindray

faraniainarampanjato
Автор

Marina izany e zato isanjato! Milamaharitra hatr@ faranyfotiny!Amen!

bbcamadagascar
Автор

Mankasitraka ô, tafita ny hafatra, tahin' i JESOSY

rakotoarinosyoliva
Автор

Tena mifono hafatra tsara ilay hira, tena tiako.Tahin'ny Tompo

diamranaivoson
Автор

Amen! misaotra tompoko fa mahafinaritra ny kanto atolotrareo ho anay mpankafy

tahiryalfred
Автор

tena olona miavaka tsika e olomboafidy e. misadrata avo tdl an

malalarandriananja
Автор

Lasa hira tsy afaka ambavako ity. Misaotra ny mpihira. Ny antsika tsy tahaka anzany ley retsy e, fa Jesosy ihany no manao ze mety.

raholiarimananalydia
Автор

misaotra é  Tahiny Tompo daholy nareo, olona miavaka ianao (speciale) Genesisy 12:1, tsara be, zaime mihitsy, itany Tompo io

manalinasitrakaromeoandria
Автор

Mankasitra ee tsara jesosy olona miavaka anao satria efa nandray any jesosy

youzyoy
Автор

Tsara ny Tompo eh!! Sady MPanao ny tsara de manavaka ny zanay rehetra ho @ fahtsarany!!

ravakaidealyrakotondravelo
Автор

Tena tiko b koa ty hira ty an, deraina Jesosy fa olona miavaka isika. Misaotra ny mpihira ô

raholiarimananalydia