Hainao ny manova ny fiainako Jesosy o AMEN, tsara loatra ny hira, Kanto
tiavinaranaivohanitra
Tena ainao Tompo ny manova ny fiainako aa❤❤
Maminirinafyh
Marina loatra, hainao Jesosy ô ny manova ny impossible ho possible eo @ fiainanay rehetra.
Isika koa izay mino an'i Jesosy ka mangataka zavatra aminy de hahazo tokoa, mihoatra lavitra noho izay noeritreretintsika. Amen !
lorry
Inoko fa hainao izany JESOSY O, da fantatro koa fa vitanao izany JESOSY O, ka hainao koa ny magnova ny fianako. Amen!!!
randrianatenainasidonie
Ra hainao NY manao anzany dia hainao NY manova NY fiainanay, Amen
jocelynehanitriniaina
Ianao ilay mahay ny zavatra rehetra , Jesoa o ampitomboy ny finoako
phanoelineralimariasoanjan
Matoky aho fa tena hainao Jesosy ny manova ny fiainako. Alleloia
harenalucas
Ts mis izay ts ho hainy jesosy atao ny fiainatsika fa ankino Aminy. Tsar le hira mampahery misaotra an'i jesosy e!! de mankasitrake e groupe TDL !!! mifalia amin'ny tompo e!!
cabdia
tiko loatra!!!! hanao ary vitanao manova ny fiainanay ho am tsara kokoa Jesosy o
ranjasoasandratra
Mahay ny zavatra rehetra toko anao JESOSY aleloia !
rh
Marina loatra!!! Mandona fo be le hira..
dtaxezra
Tena mino aho Jesosy fa
vitanao ny manova ny fiainako.amen!
tefyrandrianarimanana
ZANY TOKOA NY FAHEFANY EEE, MANASOA MISAOTRA TDL
rakotoarivelolalainajoelso
Misaotra Jesosy a. Fa ainao ny manova ny fiainako
andoratsimbazafy
Tsara be, Développeur web aho sody afaka miara-miasa ?
fenozotahinarakotosoa
Tena mandona fo b l hira sad milatsaka n ranmasko mijery an le hira Mino aho f hain jesosy n manov n fiainak kit player