FANAOVAM-BELOMA AN'I FAFAH

preview_player
Показать описание
FAFAH MAHALEO - Ny faha 23 oktobra no nanitrihina ny vata-mangatsiaka an'i Famantanantsoa Rajaonarison, izay fantatry ny besinimaro amin'ny anarana hoe Fafah. Nentina teo amin'ny lapan'ny fanatanjan-tena Mahamasina izy natao veloma ary nanomezana azy ny mari-boninahitra "Grand Officier de l'Ordre national" ary nentina teny Ilafy.
Рекомендации по теме
Комментарии
Автор

Mankahery hatrany e!Dia handry ampiadanana izy!

maloukassamaly
Автор

Mafy lôtra ny fandaozana an_tany😭😭😭😭😭😭

okleram