Tana Gospel Choir - Lehibe Jehovah (Live)

preview_player
Показать описание

Рекомендации по теме
Комментарии
Автор

oh, what a lot of young people, i like it to see you dancing and singing, very good choregraphie ! thanks of an old swiss men

josefmathys
Автор

Tiko tena tiko mahafinaritsa ilay manao soloh ko ao tsara omeko 20/20 ilay fitafy tsy ambaka anzay mampi-seo ny maha malagasy mihintsy ao tsara e BRAVO

merryfunza
Автор

Marina zany e mendrika IZY e tena mendrika ankalazaina mandrakizay doria amen

randrianaivofaraniaina
Автор

Mankasitraka ô . Lehibe Jehovah, ny anarany irery iany no mendrika hankalazaina !

bacouli
Автор

TENA MARINA 'ZANY FA LEHIBE JEHOVAH, ARY IZY IRERY IHANY NO MENDRIKA HODERAINA

suzanneraholiarisoa
Автор

Ity hira ity no tena nankafizako voalohany ny tariky, Tsara e!

rivoromeotahinjanahary
Автор

C'est merveilleux de la regarder chanté

raharisoaanthonio
Автор

Ray iany no tsara de Ray.aleo isika ietry fa Ray fona no Isandratra an!

lalainamiora
Автор

Tsara e! na le hira na le fandihy mirindra tsara!

jose
Автор

What a beautiful choir, I love the voices! Thanks for sharing this song with us!

MarionFiedlerMusic
Автор

Woow very nice choir but l don't understand the language but l love it .am from Tanzania

stevelayda
Автор

misahotra aminy le hira fa tsara e (salamo 83: 18) mba ho fantatry n'y olona fa jehovah no anaran'Atra avo indrindra tompon'izao rehetra zao fa i jesosy kristy ilay zanany nomeny atsika nanadio ny otatsika de isaorana lehibe izy fa tia atsika, eo fona jehovah sy jesosy kristy mialoa atsika isanandro de apetrao aminy zay mavesatra aminao fa ho maivaivana ery ny fiainanao n'a dia eo aza ny olana misy atsika

anitadu
Автор

Ho an Andriamanitra irery ny Voninahitra. Mankasitraka

hamadaelmoussa
Автор

Tena tsara dia tsara ilay prestation ! Deraina Jehova

zotahianaram
Автор

Anarana masina indrindra ka mendrika ny ho deraina mandrakizay mandrakizay !

birdconnor
Автор

Tiako loatra
Haharitra hatrany anie ny tarika . Andriamanitra hanome tolon-tsaina hatrany . Tohizo foana fa tena tsara be

valerieratovoarison
Автор

Ça fait moin américains j'adore, rester gasy, usa n'es pas un model a suivre

spike
Автор

Qui pourrait me donner les paroles écrites et la traduction en français svp ?

f.b.
Автор

I love this choir but what language are they speaking? And where are they from?

Wolzahhsz
Автор

I would like to have the lyric and translation in English

jeannesolange
join shbcf.ru