Manana Anao de Pasteur Jocelyn Ranjarison

preview_player
Показать описание
DVD "Atsanganao Indray" Deja disponible aux près de la MRE
Рекомендации по теме
Комментарии
Автор

Manana aho Tompo o!fa manana anao, ts ho kivy aho fa matoky ny fitiavanao sy ny fitantananao, Amen

RahantanirinajohnIreneRahantan
Автор

...JESOSY KRISTY ô! Mba miangavy Aminao aho, mba jereo manokana ny Fiainan'ny Olona izay mijery izao hira izao sy ny Mpanomponao izay namorona sy nihira azy fa Ianao rehefa mijery dia hanasoa izay. Dia mba tahio manokana ny Fiainam-Mpanahin'ny tsirairay, Amin'ny Anaranao JESOSY an? Amen!!!

classiquepianiste
Автор

Ity hira ity dia tafiditra ho isan'ny sakafo marainako, ary tsy manomboka ny asa raha tsy avy nihaino azy.
Misaotra ny Tompo noho ireo "Mpanankanto kristiana" mampahery, mampijoro @ finoana ary manampy @ fiderana sy fankalazana (louange) ilay Nahary.
Misaotra Jesosy.

funtoafuntoa
Автор

Peu importe l’épreuve que tu traverses, rien ne pourras t’atteindre car Dieu sera toujours là et ne t’abandonnera jamais il suffit de croire en lui, de lui faire confiance et ta vie changera à jamais, Dieu ne te laissera jamais tombé il t’aime de son amour infini et éternel . Dieu est en toi et avec toi, tu n’as à t’inquiéter de rien,
laisse le diriger ta vie et aime le de toute ton cœur et de tout ton âme plus que tout❤️

naomie
Автор

2 Korintiana 13.14 :« Ho aminareo rehetra anie ny fahasoavan’i Jesosy Kristy Tompo sy ny fitiavan’Andriamanitra ary ny firaisana amin’ny Fanahy Masina».
Jaona 15.7 :« Raha miray amiko ianareo, ka mitoetra ao anatinareo ny teniko, dia angataho izay tianareo na inona na inona, fa ho tonga aminareo izany.»

santosspaveros
Автор

I am from Indonesia 🇲🇨. Have been in Madagascara 🇲🇬 . I am stay in Mahajunga from 3 years. Manao aza Andriamanita miaraka Vikambanan Teen Missions In'tl Mahajunga.
Tena tia be mihaino ity Hira ity. Sambatra aho manana Jesosy.

nonalillasafira
Автор

Jesoa Kristy ô, ataovy mahare ity hira ity ny Malagasy rehetra ary mba hiaky fa ianao tokoa no Tompo sy Andriamanitra!

mirindraandrianalison
Автор

sa fait du bien d’entre-de une belle chanson, même si je ne comprend rien, j'entant que c'est une belle chanson, GRAND MERCI

bernardfilippini
Автор

Quand j'ai désespéré, j'écoute directement cette chanson en effet j'ai pleinement de l'espoir, j'adore tellement, . Merci mon seigneur pour la protection.

ulyssetadahy
Автор

Moi je témoigne que j'ai passé par un moment de faiblesse qui a chamboulé ma vie ce jour je croyais plus à rien j'ai baisser les bras même si on me disait de prié et que tt est possible avec les prières . Un matin j'étais à bout j'ai crié en pleurant et j'ai dit je laisse ma vie entre tes mains Seigneur et j'ai foi en toi et depuis j'ai reçu une révélation tout a été changé et mes problèmes sont résolus petit à petit. Merci Seigneur JÉSUS et les gens qui m'ont donné leur soutien

mimiandrianarisoa
Автор

Ity angamba ataoko hira fiderana be mpijery indrindra plus de 3 Millions vues 😳😳😳🙏🙏🙏🙏 Voninahitra ho an'Andriamanitra irery iany 👌🏽🙏

karimosolo
Автор

Si tu vois ce message ma sirène, sache que je suis sincèrement désolé pour tout le mal que je t’ai fais. Écouter cette magnifique chanson sans toi me fait tellement mal au cœur, et je sais que tu viens tout le temps sur YouTube pour l’écouter. Alors j’espère qu’un jour, on se pardonnera, et que tu tombe sur ce commentaire. J’espère que t’es heureuse sans moi. Je t’aime de tout coeur S 🙏🏾❤️

piols_
Автор

tsy nisy tsy naratra t@ fiainana fa izay mandray Azy dia sitraniny @ ratra-po rehetra

salohyfitahiana
Автор

tena tsy nanenenako tokoa ry Tompo ny nandray Anao, ny Nanolotra Anao ny fiainako sy ny momba ahy rehetra, tao Aminao tanteraka ny nahitako an'izany hoe tena fiadanana sy hafaliana tanteraka izany, niova tsy misy toa izany ny fiainako, Isaorako tokoa Ianao Tompo nandray ahy na dia tsy mendrika aza, Ianao tokoa ry Tompo no fiainana

ambinintsoat.
Автор

Ianareo izay tsy manana an-JESOSY raiso Izy fa tena miova ny fiananao. NO JESUS NO LIFE

ralainandrasanazandrianjak
Автор

manana aho Tompo ô fa manana Anao
niova ny fiainako Tompo ô tao aminao
tsy nanenina aho raha nandray Anao
tsy ho toy izao ny fiainako raha toa tsy tao aminao.
Misaotra Jesosy ô, Amen!

miranajoelys
Автор

ampaherezo zahay Tompo @zao zava mitranga @fiainanay zao...Manana Anao tokoa zahay Tompo ka sitrano ny ferinay...
Amen

lalainacynthiarakotozaka
Автор

6 MILLIONS DE VUES incroyable vous meritez un trophée si non fait encore en plus dix ans déja

christianssongcovers
Автор

mba fantatrao ry tanora namako fa sambatra aho ary fahasambarako dia azoko zaraina aminao, , , , koa raha te hosambatra ka te hiova ny fiananao dia mandraisa an i Jesosy ianao.. andramo ka zahao fa tsara Jehovah, , , , amen, , ,

tsirynomenjanahary
Автор

Manana Anao (P Jocelyn R)

Strophe 1
Efa reraky ny fiainana aho
Tsy nahita izay nombana intsony
Saika latsaka tanatin’ny famoizam-po aho
Tsy haiko intsony izay natao

Strophe 2
Soa fa tonga Ianao nanarina ahy
Nampitraka, namonjy ny fanahy
Nositraninao ‘lay fery tato anatiko
Izay nandratra ny foko

Refrain (X2) :
Manana aho Tompo ô!
Fa manana Anao
Niova ny fiainako Tompo ô! Tao Aminao
Tsy nanenina aho Raha nandray Anao
Tsy ho toy izao ny fiainako
Raha toa tsy tao Aminao

Strophe 1

Strophe 2

Refrain

Tsy ho toy izao ny fiainako
Raha toa tsy tao Aminao
(X2)

tahianalalaina