ILAY FEO - Ariane (Clip Officiel)

preview_player
Показать описание
ILAY FEO - Ariane

Hira fiderana 2024
Fiderana malagasy 2024
Рекомендации по теме
Комментарии
Автор

Je comprends cette langue mais la chanson m'a beaucoup touché je m'appelle Ariane ❤️❤️❤️❤️❤️

ArianaFinlin
Автор

Tsara loatra coucou avy aty Égypte bonne année ❤️❤️ nareo mivady tongasoa vahiny kely ho tahiana foana 🙏🙏🙏🙏❤️❤️❤️❤️

nivosehenoranarivelo
Автор

Mitomboa am fahasoavana sy am talenta ❤❤❤❤

haingotianarandria
Автор

Tiako loatra❤❤❤❤❤ Mankasitraka foan de hitombo talenta foana

MitiaNomenjanahary
Автор

❤❤waouh, tena.hoe tsara be❤‍🔥bonne annee mon star prefere🍬🍫mirary vola sy fahasalamana, d mirary soa n tokantrano nareo.mivady😘😘

HaingoTiana-py
Автор

tena tsara loatra, nampilastaka ny ranomasoko 🥲🥲🥲

dia-f
Автор

ilay feo mahafindra tendrombohitra, ilay feo mahavaky ranobe, ❤❤

hanitriniainamirantsoara-ceot
Автор

Merci @ le hira vao mafana sady fiderana ilay 🙏🙏🙏👍MANKASITRAKA E!

tantelysylvainandrianarimamy
Автор

Evangelique 🥰 tsara fona n evange anao

ariamiti
Автор

Ilay feo avy ao ambony ao
No lalana no tena fiainana
Mba henoy izy mitarika anao
Aiza ianao, aiza ianao, aiza ianao....Tsara loatra❤❤Merci Ariane❤

sariakarafaranomenjanahary
Автор

Tsara eryii.. Misoatra indrindra dia mirary soa ho anao sy ny ankohonanao 🙏🙏💖

hasinajamhas-imsq
Автор

Tsara lotra💕💕💕💕💕💕.... Mitomboa talenta hatrany. Mankasitraka 🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏

haingotianarandria
Автор

Lay feo mamindra tendrombohitra, ialy feo mahavaky rano be❤️ ilay feo nifidy sy niantso ianao arabaina ianao feon'Andriamanitra miantso anao❤️❤️
Tsara ee

TsikyNyAina-xo
Автор

Ilay feo avy ao ambony ao, no lalana ny tena fiainana...❤❤

VoahiranaRaverohanitra-dczm
Автор

Manantena fona Zay f enao mbl naolotra zavatra ratsy ho anay mpakafy❤❤❤

Vonjiniaina
Автор

Tsara be foana ny hiran'i Ariane. Tiako be daholo❤❤❤😍

MaevaSyriaques
Автор

Tsara be ilay hira❤, mankasitraka foana Ariane

HaingotianaRAMANANJANAHARY
Автор

Hitako ery Sahady ny hakantony❤❤ Sady tsara fon refa hira fiderana🙏🙏

briannah-gc
Автор

Arahabaina ianao, Feon'Andriamanitra miantso anao. Marina loatra😘

LeaRaharimanatsoa-tbni
Автор

Aza miala amin'ny hira fiderana rahalah 🤩❤🙏

leaderbaraboy