Ny Anilanao - ZedoBe (official Video)

preview_player
Показать описание
ZedoBe & J.A. Ny Anilanao out now everywhere!

Lyrics

Ela nandinihana ny lasa hatramzay
Ka hibanjina 'lay hoavy eo anilanao
efa fantatro f'enao 'lay tokana ho iray
ny tanjona iray ka tsy hifandao

Tsy ho kilalaaaaaooooo (hehe he he)
F'izaho sy ianaooooooo (hehe he he)
Mbola manantena foana fa any inday andro any
Izaho sy ianao hiara dalana ho iray hatrany
Mbola manantena foana fa any indray andro any

Hisolo tsiky ireo tomany (hisolo tsiky ireo tomany)
Hisolo tsiky ireo tomany (hisolo tsiky ireo tomany)

Ny aniiiilanaaaaaaaaaaaooo
Ny aniiiilanaaaaaaaaaaaooo
Ny aniiiilanaaaaaaaaaaaooo
Ny aniiiilanaaaaaaaaaaaooo

Zany hafanana eee
Mahatamana eeee
Misy anao za to salama eeee
Alaiko vady, ataoko mariazy
Aza manahy fa mandramaty eeee

Ny aniiiilanaaaaaaaaaaaooo
(ny anilanao mila anao tia anao)

Follow ZedoBe:

Follow ZBC:

Credits:
Directed by: SMZ
Written by: J.A.

#NyAnilanao #ZedoBe #JA
Рекомендации по теме
Комментарии
Автор

Alaiko vady, ataoko mariazy
Aza manahy fa mandramaty e!!!!

zedobe
welcome to shbcf.ru