Export Ho avy aho RANDRANTELO soutitré

preview_player
Показать описание

Рекомендации по теме
Комментарии
Автор

Tena vaky ny foko Mihaino ity hira ity, merci 😢😘❤️🤗

AlbertineRalitera
Автор

kanto loatra.... mapusento f lavitr n tanidrazana nef mitodra motivation ko anefa eeee....oavy oavy ereeee❤madagascar❤

mikerubechrakotoarimanana
Автор

mampitomany ahy ilay hira fa mampahatsiahy ny fiverenako ka ny nandraisan'i Mama ahy teo antoko-tany oh seigneur que c'est loin tout ça!paix à son âme!merci pour le

dominiqueramiarisoa
Автор

Mapitomany ahy ity hira ity 😭💖 Fa ho avy aho ho avy hiverina aty indray amerina ny tsiky sy ny hafaliana hatrizay 💕

narindrarah
Автор

Roa taona izay no nandaozako an'i Madagasikara, misaotra, misaotra nampatsiahy ahy indray ny fitiavako ny fireneko...

TsikyFandresena-ljdn
Автор

Iza no tena tompon'ilay hira azafady ?

PhilbertTAFARA
Автор

Mbola hifankahita isika mianakavy 😄.Hamerina n'y Tsiky. :-)

nirinaramangasalama
Автор

Tena mankasitraka rankizy t @video( rija s'y mouni).Kdo d anniv neny 27.03.2020 misaotra rankizy.💔🎉🍾🧡😪👍ho avy aho tsenao eo antokotany

sahondrarey-vignau
Автор

Mamelona Fanantenana inty hira inty Misaotra fa tena manamaivana ny mavesatra any anaty any
Mbola hifankahita Tsy maitsy mifikitra toy ny fikifirana amin'i Andriamanitra

jeannetteralison
Автор

mampitomany e malahelo ny havako any madagascar aho zany misaotra tompoko oooo

randrianaryevariste
Автор

Bravo. Mahafatifaty ery nareo 3 zany! Tohizo

hanitraandriamparany
Автор

Misaotra Tompoko, nijara ity hira tsara dia tsara. Nanonina ny FO mihintsy . Tiako e

TheGeorgette
Автор

qù est devenu " Lillie " la chanteuse des.Randratello

barbaragouled
Автор

Anisan'ireo hira tena tiako ity hira ity… Misaotra betsaka ireo nihira azy…. TENA TSARA

razanapahatelomamitiajaona
Автор

Mankasitraka ry zareo a!tsara loatra ka mampirotsa-dranomaso

andritianamampionona
Автор

Tena tsra hiratsika tsy atakaloko n'y an'ny hafa e!

farahramavosoa
Автор

👄Indry mampalahelo izany Hira nareo izany ry zareo a !😔😔😔😞😞

jian
Автор

manga ery zany feonareo zany mafinaritra ny mihaino azy

marinahrinasoarazah
Автор

Tsara tsy maintsy mody any Andrafy zaho

richardrasanjimanana
Автор

fa nga mo tsy tokony ho soratana eo ny anaran'ny tompo-kira? aza Mat kambo

ririaimerajaomaria
visit shbcf.ru