Ireo fanjakana 3 izay mifehy izao tontolo izao

preview_player
Показать описание
# Orin'asa tsy miankina 3 izay lasa fanjakana noho ny tanjaka izay anananay no mibaiko izao tontolo izao.
80% ny harena eto ambonin'ny tany dia ireo orin'asa ireo ihany no mifehy azy ,raha ny 20 % kosa indray no anajaran'ny vahoaka madinika .
Olona na lohan'olona vitsy dia vitsy ,izay manana ny harena sy tanjaka ara-bola ,ara-tafika no mibaiko izao tontolo izao .
Tanana kely 3 izay tsy miankina amin'ny firenena izay misy azy no lohan'izao rehetra izao.
Рекомендации по теме
welcome to shbcf.ru