Eo an-kianja - JOSEPH D'AF (Extrait DVD live 2016 )

preview_player
Показать описание
Extrait DVD live 2016
Eo an-kianja , Joseph d'af
Рекомендации по теме
Комментарии
Автор

❤️👌🏼 j’aime trop ce brebis de Jésus 😊
Il chante tellement bien pour son berger !
Et il encourage aussi bien les autres brebis de Jésus !
Même ceux qui sont perdues 😊

eadlynschreave
Автор

Misaotra betsaka ny Mpamorona tsy nandevina ny talenta nomen'ny Tompo mitomboa hosotra sy fahasoavana tompoko ho fitaizana sy fampitomboana ary fampakarana ny finoantsika mpino❤❤

RIVOMICHELRivo
Автор

Ny voninahitra anie aoka ho an'Andraiamanitra irery ihany e! Ny mpihira kosa mitomboa talenta sy finoana hatrany! Deraina Jesosy e!

vilimitajimmytatiana
Автор

Daraina ny Tompo, mankasitra Radahy Josephe d' aft , fa tena mahafy ny fo be ilay izy , de mazotoa hatrany , Tompo anie hampy anareo rehetra amen !

andricashsjsgj
Автор

Tsara be, voninahitra ho an'Andriamanitra

YvesseAndriamadyRANDRIAMBOLOLO
Автор

Mampifankatia-mampifandray tokoa Ny Tompontsika!ary isika kristiana mifankatia no maneho AZY sy mampanantona ny olona an ILAY TSARA asandratsika!Madagasikara sy ny Malagasy rehetra ho an i Jesosy Kristy!AMEN!MAHEREZA fa mahafinaritra!

raharinjatovovoahangy
Автор

AMEN ! Aminy fanamasinana tanteraka👏👏👏👏

hanitrinirinamarieclaire
Автор

mahafinaritra ny midera sy maneho ny fahalebiezan Tompo@ fomba rehetra! Amen!

ravohemanarimarina
Автор

Avelao ahazo laka Tompo tsara indrindra amen
Mankasisatraka Joseph

ketakarasoa
Автор

tsara be, Tena fiderana feno hosotra,  tohizo hatrany o :)

misoalalainarandriamifidy
Автор

🔥 mahery zany osotra zan🔥🔥🔥 Deraina Ianao Ray Masina o

razafolivia
Автор

Tik b 'ty hira ity! Tena mampientana b!!!

manovseric
Автор

Voninahitra hoan 'Atra irery ihany

mibebahafahoavyjesosy
Автор

Avelao ahazo laka ny fiderana e! tsara be

ranjasoasandratra
Автор

merci Joseph a!! tsar be makasitraka. dia mitombo @ fasoavana e

priscaary
Автор

VONINAHITRA MANKANY AMIN ' NY VONINAHITRA .

bebysaholybeby
Автор

tena tsara ny mihira ho any tompo ary ny manandratra azy @feo anananao

zofinaritra
Автор

avelao hahazo laka ny fiderana eo amin'ny fiainanao !!!!

jorotinarandrianjato
Автор

tsara ny midera ny Tompo Andriamanitra

todyjacques
Автор

asandrato amn feo tsara rindra lay TOMPO TSARA INDRINDRA, ...msaotra e tsara mahafnartra

sylvaindidierrasolofonjana
visit shbcf.ru