Mialy Rajoelina sy Andry Rajoelina - Mandihy Mafana mafana

preview_player
Показать описание
#youtube #bigmj #johane #madagascar #viral #tiktokgasykamanja

Channel manohana ny Artistes sy Tiktoker Gasy:👇

Amizay afaka fafana ilay Video sy Hira alohany nareo hi claim azy amy Youtube

Misaotra Betsaka amy fiaraha miasa Tompoko

Abonnez-vous

Thanks for watching 🙏

And

DON'T FORGET TO LIKE, SHARE, COMMENT, AND SUBSCRIBE
Рекомендации по теме
Комментарии
Автор

Moi je trouve ça beau😊😊 mba miaramifaly aminy malagasy fa tsi miavonavona otrany sasareny

chachanirina
Автор

Tsy hitako izay olana amzao🤷🏾‍♂️
Mba olombelona koa izy, manana zo haneho ny hafaliany😊
(En plus je trouve qu'elle danse très bien😑😋😆)

HonoréGermain
Автор

On aime çà. On valide cette beauté de la nature pétillante 👍🏾👍🏾👍🏾👍🏾👍🏾👍🏾

janyrasoazanamavo
Автор

Voky harenam-bahoaka ve tsy handihy e . Izy ko tsy matahotra dahalo.

sakakely
Автор

Lay fesiboky ko de misahurana.elle se tient bien quand-même, elle est olombelona fa tsy ho rigide.Zao le tena gasy aminy, mahay mifaly.elle est pas épargnée, c'est dans le.sang

serenaallamelou
Автор

MANKASITRAKA E! MAHAY MANDIHY KOSA E.

hajaandriamanjarisoa
Автор

DJ Lasa mpangalatra volambahoka, mifikitra @ pouvoir, les dirigeants africains doivent vraiment changer de mentalité, ils s’accrochent au pouvoir pour leurs intérêts et non ceux du peuple, que des voleurs, triste

sochf
Автор

Hahah, kel sisa de vita ny interim am tanana zan de somera amzay nareo av eo any la franse?miandr nareo pole emploi amle fisoratan anaran de az adino le manao le aktu fa tong de miongotr an, sad las RSA le bob av eo ra taraik nareo an.tandremo f ts mande ny kolie kolie annn an

vazimbatongasaina
Автор

Tsy ho lany zany nareo f tsy vendrana akory ny Gasy

eddymandimby
Автор

🥰💯NY hafalina zaraina 👏👏👏de bravo 🎉fety io de Samy manala NY vesatra lu fa NY fanenjehana zan efa akanjo anaovana sanadro na mety atao na tsy mety na mahomby na tsy mahomby ❤️ ambony morale lu fa io toujous mandea NY mandea eee😂fa isika rehetra zao no miara mifety sa aona!?

patricaksa
Автор

Tairo aky mialy, ola mandihy ko maharomotra le ola tenisany no tsy t analazy any, b fialonana mangina daolo ny vavangisa, ratsisaina maty, saina mirefarefa @tany izay tsimahay manala azy sy b kritika maita ny ola mba mfety, sa ef zatra ramarikivy @la vie v e , ry tsimanatsirom_ piainana isany ô 🤷🏾‍♀️

gasykamanja
Автор

Dia tena mampalahelo ilay Malagasy fa voafitaka

r.randria.
Автор

romotra daholo ry mpanohitra mahita ny Premiere Dame Mialy Rajoelina sy ny Filoha miara-paly @ vahoaka malagasy

nyavotrarandriamalala
Автор

Na ataonareo vendragna, izahay tsy mampaninona izany, naninona tsy nivoaka ity resaka ty tanatiny efatra taona, izao efa tsy ho ela ny fifidianana, tsisy raha tsy tsakaigna, efa sarotro aminy Malagasy, hiverina aminy Ravalomanana zany, tsy hadinonay zanaka avaratra no mamonoana ny Tanora maro taminy 2002 zay, ary ny namonoana ny olona teo Ambohitsorohitea, ny tantara tsy fanadino, reraka zahay ataonareo panao politique, fakanareo toeragna, tadidionareo depuis 1945 tsisy fandrosoana fa soloy Rabe, sy Rakoto, ry Jao, , ny vahoaka Malagasy matiny mosary, reraka politique hitondra any ampasana fa tsy hampiova ny fiainany Malagasy zany mba mahalala menatra anareo panao politique aby ireto o, tsy mila anareo zahay, firy taona ny tsisy raha vita, .

sprokia
Автор

Zany le atsoin'ivazzha hoe :manques des maturité, madidihy foana hoatran'adala fa tsy mipetraka @toerana zahaza azy, Sa ngamb manao faradoboka fa kely sisa de veloma ny any kamory !

tianacaro
Автор

De faly daholy le Gasy vendrana @zao, mapalahelo

bonheurboutique
join shbcf.ru