filmov
tv
AOMBY Mahaleo Live @ Olympia

Показать описание
AOMBY ( Bekoto 1980) . enregistré lors concert historique a l' Olympia à Paris en 2007 pour le 35eme anniversaire du groupe MAHALEO
Activez les sous-titres : MALAGASY, Français, english . en cliquant sur "cc"
watch with original lyrics and translation in the subtitles ; activate them in "cc"
L’intégral des 2 concerts disponibles en VOD à la demande
LONGBOX Coffret Collector :
DVD 2h30 + CD 20 titres 71' + Livret 40 pages avec photos et paroles de toutes les chansons en 3 langues. des 2 concerts historique à l'OLYMPIA . Mixage 4.0 et 2.0
AOMBY (Bekoto)
Iza e
no hilalao Rakinafina an-tampon-tanety hiaraka aminay izay mitsoatsoaka bibilava
any anaty fantaka tsy azonareo fa izahay mahay fanafody manampina mason’ ny zana-bahoaka a
Entinay ny zanak'ombinareo a
Entinay ny zanak'ombinareo aman-jato sy arivo Entinay any amin'ny vazaha be manam-bola a
Rehefa
mahazo vola izahay dia handeha hangata-bady
any avara-tanàna fa ny ampela any dia tia manam-bola
Rehefa
mahazo vola izahay dia handeha hividy any
"Tapany Maitso" any amin'ny fivarotana diska
Congo Masombika e
Entinay ny zanak'ombinareo aman-jato sy arivo
Entinay any amin'ny vazaha be manam-bola a
Nisy
miaramila milanja basy
Basy navoakan'ny fanjakana
nanenjika anay teny an-tampon-tanety a [X2]
Notifiriny ireo namanay a (x2)
Notifiriny ireo namanay dia maty tamizay Rabekobay