filmov
tv
LohArano - OAY (Official Video)

Показать описание
OAY
Written and composed by LohArano
Produced Miora Rabarisoa
(p) & (c) Libertalia Music
To connect with LohArano :
Lyrics:
Oay e, jereo ny zava-bita nefa ny fotoana miroso o
Oay e, midanik'afo ny saina romotra, maniry ny ho tonga e
Voahay e, ny maso te hahita ny hatsaran'ny tany o
Roahay e, ny ahi-dratsy mainmba ny tontolonao!
Ref: ROAHAY! (x6)
'Ndao e, hiaina amin'izay hanamafy tondraka an-tanety o
Avoahay e, ny harenan'ny saina tsy voafehin'ny adalana eo
Sahy ve? Hanakatra izay sainina fa tsy takatsika e
Dia oay, Hafafin'ny rivo-mahery ny fitempon'ny sento iray!
Ref: ROAHAY! (x6)
"Hafafin'ny rivo-mahery ..."
Voataizan'ny zava-dratsy eo ka variana eo, ka variana eo
OAY!
Hampandoalihana tsato-kantsy , ho lavon'iny eo? Ho lavon'iza eo?
OAY!
HE I E I A ...
ROAHAY (x4)
OAY est un projet co-financé par le Fond Africain pour la Culture (ACF) à travers l'association "La Teinturerie". Il s'agit d'une réalisation audio-visuelle du premier single du groupe de rock malgache LohArano qui fait parti du Label Libertalia Music Records. C'est un oeuvre de conscientisation et de sensibilisation envers le peuple. On passe le temps à rêver de tout et de rien, mais c'est le moment de passer à l'action afin de les réaliser. Eliminer les ondes négatives de la vie pour pouvoir avancer est aussi le message prôné dans cet oeuvre.
#metal #fusion #fierce
Комментарии