KT Ambatovinaky FIKIRO MAFY

preview_player
Показать описание
FIKIRO MAFY JESOSY:
Na manonja ny fiainanao na feno fanahiana
Aza kivy na ketraka ianao
Na mavesatra ihany koa ny hazo fijaliana
'Lay Jesosy tsika tsy mba mandao
Na dia betsaka ny olana sy mafy
Ka torovana tsy tanty ny fo
koa ho aiza moa
makanesa aty hoy Jesosy Kristy
Fa izaho hanome fitsaharana
Hatanjaho ny finoana fa na hino kidona
'lay Jeosy tsy hamela anao irery
aza mba toy Petera f'izy anie ka nianjera
Tao anaty onja-drano mahery
F'izy mantsy tsy ampy finoana
Ka nisalasala reha sendra olana
Ka ny hafatra hapetrako aminao anio
Jeso no itafio
Mivavaha amin'ny Jesosy ianao
F'Izy ihany no afaka hamonjy anao
Ka fikiro mafy ny tanany matokia
tiany ianao maminy!!!

Miambena ianao fa ny devoly
Dia masiaka te hitady izay harapany ee!
Ka mamitaka anao omeny anao avokoa
ireo rehetra tadiavin'ny fonao
dia taritiny ianao ka lalan-diso mikodana
No velariny handehananao
hangataho ny fanahy ampahery anao
hanazava izay mba hizoranao!!
Hatanjaho ny finoana fa na hino kidona
'lay Jeosy tsy hamela anao irery
aza mba toy Petera f'izy anie ka nianjera
Tao anaty onja-drano mahery
F'izy mantsy tsy ampy finoana
Ka nisalasala reha sendra olana
Ka ny hafatra hapetrako aminao anio
Jeso no itafio
Mivavaha amin'ny Jesosy ianao
F'Izy ihany no afaka hamonjy anao
Ka fikiro mafy ny tanany matokia
tiany ianao maminy!!!

Miorena tsara miorena fikiro Jeso
Amin'ny Jeso no apetraho ny fanantenanao
Namako o!!
Рекомендации по теме
Комментарии
Автор

Manana Anao Jesôsy tsy mba irery, manana anao tsy mba very ❤

ramenjanaharymarieannick
Автор

Baba eeee za midera anao tsara midera an'Andriamanitra misaotra anaro eeee 🙏🙏🙏🙏❤❤❤❤

marieclarisseaugereau
Автор

Tsara ny mifikitra aminao Jesosy .Tsy mba manavaka Ianao.
Fa mamindra fo sy miantra an izay manantona Anao.Tsara ianao sady
Mpanao ny tsara
Misaotra Jesosy fa tia anay Ianao.na dia tsyendrika aza izahay .

tokynilainaandrianatoanina
Автор

Tsara be e, tena hira fitoriana, mavesadanja be ny tonony, misaotra ny Tompo ilay Tompon'ny voninahitra

odetterani
Автор

Fikirio mafy Jesosy, tena mampahery ty hira ty❤🙏

HoldaNivolalainaFLAVIEN
Автор

Isanandro mitsy zah mihira sy mihaino ty tiako marina afats tsy haiko lazaina fitiavako azy. Mankasitraka anareo Tompo anie hampitombo talenta hoanareo. Amen haleloia

violettefanomezantsoaviole
Автор

Na mavesatra ihany koa ny hazofijaliana, ILAY JESOSINTSIKA tsy mba mandao!!!!

nosytahinaandriamanantena
Автор

Fikiro mafy Jeso, ah tena tsara F'Izy ihany no afaka hamonjy anao
Ka fikiro mafy ny tanany matokia

FARAJEMIMARASOAMANARIVO
Автор

Makasitraka tompoko! Deraina ny tompo 💒💌💌💌💌🙏

Mode-un
Автор

mampahery be le misaotra indrindra ee!!! de mitomboa hatrany am asa fanompoana ny JESOSY Tompo eeee

tahinasoarindra
Автор

Tsara, tena tsara. Voninahitra ho an'Atra irery iany

tanyarakoto
Автор

tsara be fa mankasitraka e! ho an'Andriamanitra irery anie ny Voninahitra !

ntsutsurafalimanana
Автор

Mampatsiahy ny famonjeny jesosy antsika mamelombelona fahany reraka

andoRAZANADRAKOTO
Автор

Misaotra an Andriamanitra Lehibe tsika ao Jesosy kristy Tompo Lehibe fa mbola mifakahery amin ny finoana

francismajerus
Автор

F'Izy ihany no afaka hamonjy anao
Ka fikiro mafy ny tanany matokia
tiany ianao maminy!!Misaotra Jesosy

michouseenou
Автор

Andriamanitra anie hanampy anareo amin'ny asa fitoriana izay atao e!! :D

adrien
Автор

Tsara tarehy sady tsara feo be daholo e Le hira koa tena tsara be

tokimalalarajaonarisoa
Автор

😪merci fa mampahery be lay hira lehibe jehovah❤❤❤

comceil
Автор

Misaotra fa sady mampahery no mitondra vahaolana eo amin'ny fiainana ilay hira. Mba izarao ny solfa raha mety

speedcomputertamatav
Автор

Azoazoko ery mihitsy ny aiko raha vao io no atao amin'ny rakitra.

martinjean
welcome to shbcf.ru