Karaoke VOROMPOTSY MIARA-DIA - SOLIKA (Kalon'ny Fahiny)

preview_player
Показать описание
VOROMPOTSY MIARA-DIA
(Tendren'i Sammy Rakotoarimalala)
#karaokegasy #gasykaraoke #hiramalagasy
Tononkira - Paroles - Texte - Lyrics

Samy tiana ka ny tiako
dia hitako ihany, o re roy e
Tsy miova, tsy mifindra
Miara mamindra,
miangola, mitositosy,
Eo anilan’i tiana
Eo akaikin’i lala

Vorompotsy, miara-dia
Vorondreo, tsy mifanary
Voromanga, malala havana
Miaradia, miaradia, miriaria

Mba tohano, ka tantano
Fa mila hirona, o re roy e
Ento mora, ento mora
Miara mamindra, miangola
Mitositosy,

Eo anilan’i tiana
Eo akaikin’i lala

Therack Ramamonjisoa
Рекомендации по теме
welcome to shbcf.ru