Johane - Hanalavitra anao (Rixlaine Production)

preview_player
Показать описание
Artiste : Johane
Titre : Hanalavitra anao
A/C : Rixlaine
Image/ son : Rixlaine Production
Autres playlist de JOhane :

Рекомендации по теме
Комментарии
Автор

ten hotran nanohina n foko ilay izy a! ts hita f zay no zava-misy! na mis ar n tinao rehef tsy anjara dia izay zany!

rakotonirainylalamampionon
Автор

Tsy mora ny manadino olona tena tiana. Tsotra ny miteny hoe "tourne la page" fa ny réalité sarotra lavitra...

maryanne
Автор

Ny endrikao mamiratra toa mahalasa saina
Ny hanalavitra anao tsy ahavelona ahy
Fa voahozon-kitia anao ve zaho sa ahoana
Efa olon-kafa no hitsikianao mbola ianao foana
Gadra anao ilay foko ao Nomeko anao ilay fitiavako
Fa tsy ho voasoloko n'oviana n'oviana
Lay toerana nindramiko

Hanalavitra anao oa zah
Na mety alahelo anao ary zah any Ny foko tsy hiova hitahiry ireo vita Nilentika teo lay masoandro efa hiva Hanalavitra anao oa zah
Na misy fitia aza any ..
Any aminao
Aleo zaho hitia mangina anao

Ny antsika voafetra ny fotoana
Ny tsiky omenao ahy de lasa sarisary foana
Ny tananao mitantana ahy fa ny fonao mbola mitempo ho azy
Ny saiko mitady ho sahy
Fa ny foko no mahatsiaro marary Mila tsy ho zakan'ny heritreritro fa zay ataonao de toa mampijaly
Ny antsika tantara vao niandoha
Dia tapitra sahady

stellarkartfan
Автор

mbola kely mints Johane teo sady mbola naturelle be :)

dagomilay
Автор

malael za ra ts ew anilanaw tson!!!
satri hanalavitra anaw za de iletika hatrew ni masoandro mpiainantsika

mickaelandryanatoandro
Автор

Dia tena oe zavatra hiainako mihintsy!! Misaotra johane ah!

mamynyaina
Автор

tsara ilay hira sady mandona ny fo, , , merci Johane :)

heriniainasolofonirina
Автор

averiko enoina fon izy ty fa mampatsiahy zvt zai :/
oft. mlay akii Johanne a. tohizo fon

Tefimalala
Автор

Atao ahona fa zay le fiainana e! Ny tinao mety tsy tia anao fa olokafa no tiny ko, de mitia mangina no mety

tianahdaniella
Автор

zay v nohenoiko tsara le tonony :o tsara bee 👏🏼

miaranarastefano
Автор

Pic kely fotsiny : le ho vadinla lasa tsy manenjika akory ela 😂

universalsoldier
Автор

Franchement moi je suis pas en colère contre le gars mais plutôt contre sa meilleure amie car elle l'a trahis sans gêne 😒😰

TaniahAngelvital-bsmj
Автор

Aty antany lavitra aho no miheno ity hira ity dia tohana kely ny foko💔misotra ny mpamorona fa tafita ny hafatra🙏🏻

hasinaratinarivelo
Автор

Tena marary be foko miaino anty hira t'y fa de tena marina

betamanitrarak
Автор

Fa manina mbola tinao ilay olona???? Maninona mitahira lopo???? If I was you I would be just turned the page and start another life..with a guy who really likes you and only you!!!!

fitiaratsirarson
Автор

tena mandona fo be le hira!!! niainako mitsy!

aimeenatacharahariniaina
Автор

Tena tsara be ilay hira, mandona be, :'( . Ataovy tsara be tahaka an'izao foana ny hiranao Johane a, za maka anao.

rakotomalalaherytianachrys
Автор

:) ca me touche beaucoup!! :/ tsara.. :*

stephanieandrianjaka
Автор

C'est vraiment triste ta chanson Johanne pourquoi ta meilleure amie t trahit

nehemiahmortel
Автор

Quand j'écoute cette chanson je me sens triste et j'sais pas pourquoi .

karamaben