Tena fitiavana - JOSEPH D'AF

preview_player
Показать описание
hira vaovao
♥️TENA FITIAVANA ♥️
JOSEPH D’af .

Hira fiderana , hira evangelique, nouveauté 2022
Рекомендации по теме
Комментарии
Автор

Tsy manisa heloka, na mitanisa ireo tsiniko
Fa mijery ny ao am-po, toy izany ianao ho ahy

Fa tinao loatra aho e, ka maty ho ahy ianao
Fa tinao mihoatran’ izao rehetra izao
Tena fitiavana

Tsy ny fahamendrehana, na ndray maro ireo asa soa
Fa izay mankatoa am-po, izany no fitiavana

Fa tinao loatra aho e, ka maty ho ahy ianao
Fa tinao mihoatran’ izao rehetra izao
Tena fitiavana

Fitiavana mitoetra, sy be famindram-po
Fitiavana mandevona ihany; izany no hitiavany ahy

Fa tinao loatra aho e, ka maty ho ahy ianao
Fa tinao mihoatran’ izao rehetra izao
Tena fitiavana

zou_mada
Автор

Misaotra jesosy fa tsy fady ahy ny fitahiana ny herinao no fahefako.amoa voatsara aho koa itaro ny valako .vela ny faritra anjakako .❤ ampiakaro ny fahefako .jehovah ô.amen

madacamp
Автор

Misaotra jesosy ô fa tsy manisa heloka ianao. Amen ❤

madacamp
Автор

Ny fianako no hiderako anao Jesosy Amen, mankastraka Tompoko oh 🙏😇🎆💖💖💖💖

MangafKwt-plhq
Автор

Jesosy irery ihany no Tena fitiavana maharitra mandrakizay ho antsika zanany mi no Azy❤❤❤❤❤

OliviaJEMIMA-vhyk
Автор

Tena tsapako @fiainako manontolo jesosy ô, fa tena tia ahy Ianao!misaotra Jesosy midera ny hatsaram ponao aho!mankasitraka joseph d'Af a!tsara loatra.

claudiaraharinjatovo
Автор

Tinao laotra aho jesosy🙏🙏🙏 mankasitraka groupe joseph d'af.🌹🌹🌹❤❤🙏.

NevAda-ko
Автор

Fa tianao loatra aho eee... (tsara loatra, merci Joseph D'Af) ❤❤

nasandratrarandrianantoand
Автор

Fa tianao loatra izaho jesosy ô .misaotra ❤

madacamp
Автор

Fa tianao loatra aho Jesosy a, tianao mihoatra izao rehetra izao❤

lucetterahantanirina
Автор

Misaotra Jesosy a💝.. Tinao mihotra anizao rehetra izao. Tena fitiavan💝

elierasolofoson
Автор

Tsara tokoa ny Tompo eh ❤❤❤ Amen amen amen 🙏🙏🙏

elydadadomaury
Автор

Tinao lotra aho💖💖💖...maty hoa ahy Ianao🙏

haingotianarandria
Автор

Mankasitra groupe Joseph'af... Tsara lotra Jesosy

onjatianaravoajanahary
Автор

Waow, Tena Fitiavana Ianao Jesosy, mankasitraka 🙏🙏

haritianarabetafika
Автор

Alleluia ..Amen ..zay ilay Tena Fitiavana

danielmandimbison
Автор

Tena tsapako ny fitiavanao Jesosy <3

priscaasnah
Автор

Tsara loatra ❤ Mankasitraka indrindra 🙏 Gloire à Dieu 🕊

Fanilo_Niaina
Автор

Vao nivoaka ity hira ity tonga dia latsaka hatramin'ny ranomasoko, tsy manisa ny heloko tokoa Izy

AroimFifyOfficiel
Автор

Misaotra ny amin'ny fitiavana ahy Jesosy

YvetteRaharimalala-qf