TAA TENSE MIFANKATIAVA

preview_player
Показать описание

Рекомендации по теме
Комментарии
Автор

Ndryy fandalovana mary ny ento atany de nandalo toko matsy enao taa tense mandria am piandanana enao fa ny soa vitanao sy hanantsa an Kira vitanao mipetsaka ho velona mandrakizay ❤️❤️❤️❤️😢😢😢😢

lovasoaphilipe
Автор

Tu es passé sur terre pour nous transmettre un message😢 MERCIS

juliennekalo
Автор

Efa voasoratra daholo ny zavatra rehetra, marina be ilay hira, mandria amim-piadanana Taa tanse

ramarokotochristian
Автор

Zay ny hafatri Taa Tense, misy isainana tsara fà izy zao efa lasa ampelantànan'ny Tompo ! Hanatra hoantsika jiaby igny ee !! Merci

dafily
Автор

Tu resteras gravé dans nos cœurs ❤ repose en paix

ravalymicka
Автор

Mandria ampiadanana ma star, lasa sahady anao nandao anay😭😭😭😭😭😭😭😭😭

elvirekalozafy
Автор

Merci @hafatra "mifankatiava" RIP havako ary mampahery n'y fianakaviana

delagehelene
Автор

Tsy adigna anatra namianao zahay ta tance de merci beaucoup que ton'ame réponse an Paix ❤️❤️❤️❤️

samsiasahmed
Автор

RIP TA A!!! GOD BE RAISE YOUR SOULE IN HEAVEN

josephrafalimanana
Автор

Respose en paix Taa Tense eeee veille sur nous au ciel merci pour cette chanson ❤👌 😘

marieclarisseaugereau
Автор

Tiako lay hira io misotraan Taa tance nadia maty aza anw velonaao@ amponi zay mankafy ny hiranwo

agnesrozan
Автор

Ndriii mandriampiadanana lay ee😭😭😭😭😭🙏🙏🙏🙏🙏

soaloriah
Автор

Tena hafatra Mafonja be ty navelanao ty taa- tence 😍😍...mankasitraka anao fa ts ho adinonay enao😢😥😭😭

fiambymanatina
Автор

On taime pr toujour et tu restera tjr dans nos cœur Que Dieu te fasse miséricorde .que Le paradis soit ton demeure éternel. 🥰❤😭

johndubois
Автор

Mpihira ankafiziko indrindra meilleure femme du monde lasa tokoa

holyandriambololona
Автор

Repose en paix et que Dieu t'accepte au sein du Paradis Insha Allah Amin.

mohamedzainoudine
Автор

Misaotra amin'ny Testament Taa Tense.💞

fanoxp
Автор

Tombondalagna nininao ravavy tegna marigny volagninao aminy hira ity mifankatiava fa zavapoana ny atsarantarehy sy arena

elinathenet
Автор

Fitiavana no lehibe indrindra ❤ fandalovana marina ny ety antany
😪😪

soazara
Автор

mino isika fa samy mbola hoa any daholo fa ny azy efa vita e

welsondedese