OHABOLONANA AN-TSARY

preview_player
Показать описание
KOLONTSAINA - "Ohabolana an-tsary" izay no fampirantiana izay atao ao amin'ny Ivon-Toeran'ny Kolotsaina Malagasy (IKM) mandritry ny volana septambra. Ity seho ity dia entina maneho an-tsary ireo ohabolana malagasy.

Ny tanjona dia hisarihana indray ny olona mba hamaky ohabolana satria mifono anatra izy ireny. Ny sary moa eto no entina anehoana azy mba ahaliana bebe kokoa ny mpitsidika.
Рекомендации по теме
join shbcf.ru