Hira Faneva Taon jaobily

preview_player
ะŸะพะบะฐะทะฐั‚ัŒ ะพะฟะธัะฐะฝะธะต
โ„๐•€โ„๐”ธ ๐”ฝ๐”ธโ„•๐”ผ๐•๐”ธ ๐•ร”๐”น๐•€๐•ƒ๐• ๐Ÿš๐Ÿ˜๐Ÿš๐Ÿ:
" ๐Œ๐๐ˆ๐•๐€๐‡๐ˆ๐โ€™๐๐˜ ๐…๐€๐๐€๐๐“๐„๐๐€๐๐€ "

Ref: ๐™๐™ฎ ๐˜ผ๐™›๐™ค๐™ซ๐™š๐™ก๐™ค๐™ฃโ€™๐™ฃ๐™ฎ ๐™›๐™–๐™ฃ๐™–๐™ฃ๐™ฉ๐™š๐™ฃ๐™–๐™ ๐™ค:
๐™ƒ๐™ค ๐™ฉ๐™ค๐™ฃ๐™œ๐™– ๐™๐™–๐™ฉ๐™ง๐™–๐™ฃ๐™ฎ ๐™–๐™ข๐™ž๐™ฃ๐™–๐™ค ๐™–๐™ฃ๐™ž๐™š ๐™ฃ๐™ฎ ๐™๐™ž๐™ง๐™–๐™ ๐™ค,
๐™๐™ค๐™ฃ๐™š๐™ฃ๐™–๐™ฃ๐™– ๐™ข๐™–๐™ฃ๐™™๐™ง๐™–๐™ ๐™ž๐™ฏ๐™–๐™ž๐™ฃโ€™๐™ฃ๐™ฎ ๐™๐™ž๐™–๐™ž๐™ฃ๐™–๐™ฃ๐™– ๐™ฉ๐™จ๐™ฎ ๐™ข๐™ž๐™จ๐™ฎ ๐™›๐™š๐™ฉ๐™ง๐™–
๐™€๐™ฃ๐™ฎ ๐™–๐™ฃ-๐™™๐™–๐™ก๐™–๐™ฃ๐™–, ๐™ข๐™–๐™ฉ๐™ค๐™ ๐™ฎ ๐˜ผ๐™ฃ๐™–๐™ค ๐™–๐™๐™ค.

1-Ny firenena sy ny vahoaka samy hafa fiteny,
Dia hahita fahazavana aminโ€™ny Teninao
ka ho voaray ao aminโ€™ny Zanaka malalanao anie
Ireo osa sy madinika miely patrana era-tany

2-Mijery antsika amin-pitiavana Andriamanitra
Rava ny rindrina mampisaraka
Mihavao ny tany sy ny lanitra
Noho ny Fanahinโ€™ny fiainana

3-Mitsangร na ianao, araho ny tsiokanโ€™ny Fanahy
Afaingano ny dia fa ho avy Andriamanitra
Banjino ny Zanany Tonga Nofo
Fa Izy no lร lana sy fahamarinana ary fiainana
ะ ะตะบะพะผะตะฝะดะฐั†ะธะธ ะฟะพ ั‚ะตะผะต