Salakao (Vaovy) - By Vilon'androy - Extrait Live sur www.sehatra.com

preview_player
Показать описание
Рекомендации по теме
Комментарии
Автор

Le chant Antandroy devrait être inscrit au patrimoine immatériel mondial 😍

radoandrianomerakotonirain
Автор

Manindrona fo sy fanahy satria....tena kanto malagasy tsy misy fangarony : ny gadona, ny angolampeo, ny fitafy... sns. Mankalaza e

jopani
Автор

Malagasy koa aho, tiako loatra izany kanto izany, misy teny azoko de maro koa ny tsy azoko ao anatin'ilay hira, fa tsy maninona fa tiako be mihintsy mihaino azy, maha te hody any an-tanàna

Careuuu
Автор

Misaotse ry aba, le miholitse akoho tegna 💖

MANAMANDOVAZaramana
Автор

Tsara loatra, mba misy afaka manazava ve ny tian'ilay hira ambara tompoko fa tena sahirana be fa tsy misy azoko nefa tena babo loatra

larissahasina
Автор

Tiako be, TIAKO foana, kanto loatra!
Merci beaucoup.

anjaranirinaivaloetitia
Автор

Magnifique tout simplement ! Je vibre de partout merci pour ce moment !

vanessafifalianarakotomala
Автор

Izany ka tena hira. Mamakivaky vanim-potoana maro. Respect ho an'i VAOVY

tsitorandria
Автор

Tokony izy ireto no malaza manerana an'i Madagasikara fa tsy hiran'adala tsisy education no haparitaka...
Hafa ihany Sud de Madagascar 🇲🇬🇲🇬 je suis fière d'être une Zafikely d'Antandroy même si j'ai grandi à Antananarivo

ranjarivony
Автор

Tiko loatra ity hira ity, mampirotsa-dranomaso ahy . Mitory fieke-keloka toy Ilay zanaka adala ao @Lioka filazantsara.

EdouardRakoto
Автор

Tena manantaleta rangaha, nareo ah !!!! tena chapeaux ranga tena tsara🙀🙀👏👏👏👏👏

elfymiharintsoa
Автор

Merina ah fa ny hira tiako indrindra dia hira avy any antsimo any,

miarynampoinarasoanaivo
Автор

Tena kanto loatra kosa e .Mankasitraka

radorakotobe
Автор

Bonne fête nationale nosy Mena
Misatraoa

romainlebon
Автор

Mba afaka maazo traduction an'ilay hira azafady fa tsara Ilay izy nefa tsy mahay ny dikan'ny sasany 😅

nambinintsoaerickaandriats
Автор

Mbola Hafa avao timbre vocal ndrozy baka atimo agny

lovatianajulien
Автор

KANTO.! Hafa ihany ny Atimo! Misaotse e 😀

nirinaramangasalama
join shbcf.ru