Mikea & J Emilien - Tanintsika

preview_player
Показать описание
Ballad Blues Beko sound Africa,RELAX ING Sound
NOUVEL ALBUM MIKEA/Nakazily/2021
Рекомендации по теме
Комментарии
Автор

Agny avao namako regny rezay, gny Andatabo egny sy tsioty antim’ogny zay, tena ie volagny zao mitindroky lavitsy atoy❤

perlehope
Автор

Meilleur chanson que j’ai ne jamais écouter avant

randrenasonbrunel
Автор

pure talent 100% 💯💯💯💯

azo ny hafatra

tsiory_epic
Автор

Misaotra anareo Mirahalahy mihira hoanay, mampita message hoanay 💞🌵🐞

annievaly
Автор

Tsara le hira!fa mampalahelo maty ny iray amin ny pihira RIP Jean Émilien !

ellianramanankavana
Автор

Toy igny Tanindrazantsika igny e..Ôh manigna agny e, kanto loatra❤❤

soniamintina
Автор

Tsara loatra ity hira ity ! Tsotra fa tena tsara ohatran'ny hakanton'ny Nosintsika. Misaotra indrindra ny amin'ny tononkira, ny hafatra, ny teny feno fahendrena, hay isika mbola manana olon-kendry Fa tsy mifanaratsy, mifanompa eran'ny tampon-tanety mizahozaho ahavita nefa toa manana vina ary rehefa averin-droa dia ireo be vinavina rehetra; mianara aloha mitia ny tena maha-malagasy sy ny hakantony satria "Toy iny tannidrazanao ma.. lie e !..."

sierraromeo
Автор

Soa zao lereo. Misaotra anao bevata THEO. Mirary soa anao hatrany mba hitombo talenta, hanandratsy avao gny tanin'ny Masikoro igny.

menatompo
Автор

Misaotsy anreo mpanakanto Malagasy mampita ny kolontsaina Malagasy .
Soa lahy gny hira gasy

Binary_sans
Автор

F'aona no to tsy nasiana ny fararan'i Jean Emilien e!? Vo may ty hira ty tsara ngamba rah nisy an'zay...tsara e! Makasitraka anreo mirahalahy.

wallakadj
Автор

EFA voaray aro msg nareo EFA mitondra n anjara briques KO aro iaho manao école primaire à la brousse lointaine sud est iny + rénovation dispensaire aussi fa mbola hoavy Sud Tuléar tsy foy aro merci beaucoup 💞🙏

annievaly
Автор

masikoro ?? Mikea alamino fa io mahatonga ny fahasimbany ala, ny doro tanety AROVY NY VAHOAKA MIKEA

anjarasoatavandra
Автор

Hommage d'un vazaha à un grand artiste

patricketoile
Автор

makatelina zalah milay doly ny hira isika ee! d tohizo fa na ny Son sy ny feokira aza tonga de milay be!

TianaHasinaRandriatsiferana
Автор

tsy mety Leo anty hira ty aho! tiako lotra

cynthiaandrianjaka
Автор

Mandria ampiadana J Emilien tsobo hazomanga ny tanitsika

davidrakotonjanahary
Автор

misaotsa agnareo mpanakanto tena kolotsaina hafa mihintsy kah "HOMMAGE pour JEAN EMILIEN "

rollinralaivao
Автор

tahio gnategna, fa gnan'olo tsy homeny e

clarcramiandra
Автор

Ela tsy naharezako safa manao an zao lihity

nirikotsirenge