F.S.C - LOKOINY (Official Video 2024)

preview_player
Показать описание
Listen to the single “Lokoiny". Out Now!

Extrait de l'Album ChillôVille
Real : DLVISUAL
Producer : RimjahBeatz
A Film by Edriss Deris
Рекомендации по теме
Комментарии
Автор

LYRICS LOKOINY

Pike 1:23 : Aminah, hafa mintsy, fahasoavana omeny anah isanandro
Maso ataony mahita
Sofina ataony maheno
Vava ataony miteny
Nomeny fiarahamonina MBA tsy ho solo
Namana marobe nataony à gogo
Nomeny vahaolana eh
Raha sendra olana eh
Amin'ny lalan'tsarotra eh
Nomeny fanahy
Itarika ana
Ihavahako amin'ireo natiora *2

Réf:
Lokolokoy ny lanitra tsy hiova
Asio rahona de asio Masôva
F'izay ety ambany
Miandrandra anao ihany
Any ambony any

Izzli 2:36 :
Misaotra oh! Misaotra an’i Zanahary
Izy no nahary, nanao an’izao tontolo izao
Ankafizo, hiaino le hatsaran’ny zava-boary
Fa tena tsara, milay, ho rehanao fa tsy angatsika intsony fa hisy hafanana
Zanahary no nanome
Fahasoavana marobe
Sy ny hetahetam-poko rehefa za mitoloko

Rimjah 3:32 :
Inona no azo hanampiana? anao iny ah !
Fa naninona? Toa mahavariana anah?
Sa tsy novaliny anh?
Ilay zavatra zay mba nirinao oh
mety tsy ho voavaliny oh androany io manana faharetana
(enao io zao mila misaotra, satria enao ve tsy mba te hivoatra)
Fa famindram-po be no azoko
Amin'ilay tsy takatro
Aleo mifanasoa fa tsy mifanantota
Amzay mifampatoky ah
Tompo oh omeko anao ny foko ah

Réf:
Lokolokoy ny lanitra tsy hiova
Asio rahona de asio Masôva
F'izay ety ambany
Miandrandra anao ihany
Any ambony any

Mek's 4:28 :
Ry Ngiahy mpahary oh
Rain'ireo zavaboary
Nanome hazavana
Maso mba ahitana tontonlo zay nomeny
I Ngiahy no lavorary oh
Omeo anay ny hery
Handresena androany
Omeo fiovana sy fahalehovantena

Ref ;
Lokoy ny lanitra tsy hiova
Asio rahona de asio Masôva
F'izay ety ambany
Miandrandra anao ihany
Any ambony any
Lokolokoy ny lanitra tsy hiova
Asio rahona de asio Masôva
F'izay ety ambany
Miandrandra anao ihany
Any ambony any

fscmusic
Автор

Tena tian'ny zanako ity hira ity, du haut de ses 17 mois izy mihira " misaotra, misaotra Zanahary" 🥰

nyantsa
Автор

One of the best video I've seen 😍 Great job showcasing our country while praising the Lord!! #proud

RavenChan
Автор

Gloire à Jesus les gars !!! ☀️ Praise Jesus in all you do 🕊️

mioraarontsoarasoanaivo
Автор

Absolutely incredible. Deserves millions of views, i hope the world sees this 🙏🏾

Noah-r
Автор

🔥Waaah les gars, mais quel BANGER !!! 😍🔥 Ce son, c’est pas juste de la musique, c’est une vibe, une émotion, un chef-d'œuvre 🎶💯. Frissons garantis à chaque écoute ! Big love F.S.C ❤, respect 🙌🇲🇬 et merci pour ça !

Harvyn-
Автор

Tsara be. Tena kanto ny mozika ataonareo. Mivoatra any amin'ny tsara, nefa tsy mitsipa-doha ny laka-nitana. Mirary soa zalahy. Tohizo hatrany.

raotoandriamanambe
Автор

Enfinnn 🎉
Merci beaucoup fa tsara bee ❤️

NymijaandrianinaRabelahatr-er
Автор

This one is the best kosa e❤️ praise the lord🥰🌸

keziahRATELOSON
Автор

C'est la septième fois que j'écoute aujourd'hui ❤❤.. tsy mankaleo mihintsy ...mafinaritra e 😊

VanessaRABARINIRAKA
Автор

C'est leur meilleure réalisation je trouve... Bravo les gars 😍🥰

VanessaRABARINIRAKA
Автор

Tena tsara be le hira zalah a !! Peace and love...

RAMANOELINATsiryMahefa
Автор

Lasa mihirahira fahatany kay ny sasany refa maheno ny mozikan'lisany. Zany ny tena mozika. Faly ny sofina. Merci zalah.

mrodman
Автор

Chill be aty antanilavitra aty ❤😢2:58 2:59 3:00 3:20 3:24

ElvaoReece
Автор

The best praising song ever made From Madagascar .❤

rakotmalalajosehubert
Автор

Tsara kosa zalah. Ilay inspiraka tena mamay, na feon-kira na tonony 💪🙏

voaryhans
Автор

mlay ranga ny hirany lisany ! peace avy aty Londres ehh

rijarazafimahatratra
Автор

Wouaaah 🥹🤩 merci Jesus pour vos vies, milay lisany

brianarakotomihamina
Автор

Tsara be <3 Lokolokoy ny lanitra eh <3

onitianarama
Автор

Tena tsara ry zandry isany e!!misondrota amin'ny avo kokoa👍👍👍👍

hasimbolalandryrasolonirina
visit shbcf.ru