Tarika Rossy Tsika Jiaby 2024 complete show

preview_player
Показать описание
Tarika Rossy at festival Tsika Jiaby 2024
- complete show -
Рекомендации по теме
Комментарии
Автор

Miarahaba ianareo tarika Rossy rehetra ! Ary mankasitraka be dia be, sy ho ela velona ianareo rehetra manatontosa ilay tarika !Tena manankarena isika misy mpanakato tahaka anareo ! Feno ny fo ankafalia ( ankaravoana ), nefa rehefa mijery an'i Madagaskar tanindran -tsika, dia feno koa ny fo malahelo ! Tena misy zavatra saro - pady ny nataon- tsika vahoaka Malagasy, satria efa tsy baraka no mahazo ny Firenen- tsika lasa mahantra toy izao, fa ny loha tapaka, koa lasa nivoana daholo ny fisainana ! Raha mbola misy ilay Zanahary sy ny Razan- tsika Malagasy, dia tsy maintsy mbola hisy ilay fanantenana, fa nefa mila miova ny toe- tsaintsika izay manimba ny harena hananan - tsika rehetra !
Masina ny Tanindrazana !

fleurettekobel
Автор

Hafa ihany ny Tarika ROSSY.Ngeza !!!!Tsy ho lefy laza. Sambatra ireo izay nahita mivantana. Miverena @ ny herintaona fa tsy maintsy tongako. Misaotra ireo nizara eto.

sylviaratsimandresy
Автор

Ao tsara, mampatsiahy ny tapôlakaglady. Alefa Rossy👍👍👍

MAMYDORYS
Автор

Misaotra betsaka ny Tarika ROSSY. Tena mankasitraka tanteraka Sady hafapo . Izany no tena atao hoe ARTISTE ❤❤❤❤

holly
Автор

Mbola mamerina ny fiharabana ny tarika Rossy mandrakizay !
Mampiorin- koditra ny gadon'ity Musik ity ! Tena musik mampiray ny fo sy fihavanana @ hafa !
Masina ny Tanindrazana !

fleurettekobel
Автор

Ho ela velona ity tarika ity ! Mino fa mbola fa hisy ny fanantenako hahitako ity tarika ity indray andro any !

fleurettekobel
Автор

tsy manampharoa e, Ngeza dia ngeza eny foana

StalineRajoelison
Автор

Kay leuu! Latsaka be zah amle hoe :"zay le menaka mahagaga", zoky ty hoa tsy misy otrazy fa de hoela velona anie rangah anao aaa

fabbioherve
Автор

RaLiva sy RaHery, mbola any ve ny Acapulco Band eh? 😀

menjaraz
join shbcf.ru