WILLY feat NINA'S - MBOLA HIFANKAHITA (Nouveauté Gasy 2022)

preview_player
Показать описание
WILLY feat NINA'S - MBOLA HIFANKAHITA
Abonnez-vous à notre chaîne YouTube
#hira_tiako #hira_malagasy

Plus de contenu :

Рекомендации по теме
Комментарии
Автор

Hifamerina ve?enga anie🙏raha mbola azo leferina dia tsara satria ny hoavy ny zaza no jerena enga anie🙏mirary ny soa fona mpakafy be anao aho Nina's😘💕izay mahasoa atao na Andrimanitra!!!

comceil
Автор

Tiako nareo rah mifamerin satria samy panankato ankafiziko nareo roa❤️😍😘

andriamihajanoellah
Автор

J'adore ❤❤ inchallah à bientôt mon mari ❤

ElgaMbima
Автор

Fitiavana tsy raikitra ry reto aza atao hanimba fivavahana an❤❤tsara ery ny hira. Jereo BG MJ mivady sy Arnah zao mifandray ery. Sinon tikoooo be nareo ❤❤❤❤🇲🇬

faraniaina
Автор

J'écoute trop parce-que c'est beau a écouter sur tout quant on comprend ce que ça parle a bientôt inch'Allah mon mari ❤

AbdillahIsmail-rvie
Автор

J’adore cette musique, je suis fière d’être Malgache ❤Misaotra e tiako be nareo

fannybourgoin
Автор

Tiako be ilay ira io merci aminy ireho artiste io chapeau maradraigny zaho mifoha mitadregny ilay ira io alohany madry zaho mitadregny ilay ira io merci merci Willy et Nina a bientôt mes chanteur préféré ❤❤

ErnestineDiovada
Автор

Tiko lotra ary za efa mpakafia anao fona Ninas fa tsara raha miverina nareo reo ❤️❤️❤️

malalamymadagascar
Автор

Aaaaaro zay lay fitiavana mba nisy souvenir tsara

cynthiacayrah
Автор

Tsara ilay hira, tsara ihany koa raha mifamerina. Jereo ny ho avin'ny zaza

yannickbonifaceandriambolo
Автор

Tena tsy haiko hiranao tsy tiako LJO, tiako daholo ❤🎉

landyvirginierakotoarisoa
Автор

Bravo à vous tous. Vous m'avez fait découvrir la musique malgache ainsi que vos magnifiques chansons. J'en ai les larmes aux yeux. Vraiment beau et très agréable à écouter. Merci beaucoup. Elian de France

eliancambon
Автор

Merci Nina's et Willy 👍😘 j'écoute 3 à 4 fois dans la journée

honorineclaudeon
Автор

Zay le fiainana ry zareo aaaa tsy voatery hoe tsy ifampiresaka n'a hiaraka ihira toy izao trè trè bien

verosoarazafinandrianina
Автор

Mankasitraka e, mila hatsarana kely fa tsy mifanaraka ny vava misokatra sy ny hira mande

rafamatanantsoajeanpascal
Автор

Mahafinaritra lohatra willy zokiko a❤️

MaickelRandrianasoavina-tjym
Автор

Mamy anie zany fitiavana zany ❤❤❤💐💐💐💐

exkuw
Автор

Tiko be ❤️ ❤️ ❤️
Enoko fona isanandro 🙏🙏🙏❤️❤️❤️🥰🥰🥰🥰

rinnalaurette
Автор

Merci willy sy nina's fa tsar le hira 👨👩❤❤

MaroRazazanirina-kfmi
Автор

Tsisy maharatsy nareo MBA nanao lay souvenir, tsara bé lay hira

sorlineeuphrasieduconge
welcome to shbcf.ru