Meteza ho ahy 2019

preview_player
Показать описание
1 - To jambanao,
Tsy mahajery hafa intsony,
Indrindra fa rehefa fihininao,
Mahatsiaro sambatra tokoa!
Fa ny anilanao no ilay paradisa,
Iriko mba ho rahatrizay,
Ilay fo roa hitempo ho iray

Ref: Fa Tonga lafatra ianao,
Mamin'ny foko tsotr'izao
Efa babonao ania aho
Tsy mist hasolo anao
Fa na ory na finaritra
Raha izay no hampifamatotra
Tsara ny roa no ny iray K'ianao meteza ho ahy
De ho tokatrano sambtra
Ankinina amin'Andriamanitra
Hiombon-droa,
Hifankatia tokoa!
Ho fitia lamban'akoho

2 - Masoandroko
Mamelona isan'andro
Ilay masonao mijery ahy
Mitaratra fitia Ilay tsikinao
No andraindraiko isanandro
Velombelona ny foko Miratra n fiainako
Ref : .......
Рекомендации по теме
Комментарии
Автор

Zah aloha de ts leo mihints na isan'andro az no hiaino azy e 🌹🌹🌹

andriamalalaradotiana