Ho an'ny neny - By Mamy Sarobidy (Joy K).

preview_player
Показать описание
Titre : "Ho an'ny neny"
Artiste : Joy K.
Interprétée par Mamy Sarobidy
Рекомендации по теме
Комментарии
Автор

Tsy sasatra aho mihaino ity hira ity. Tena tiako loatra . Merci !!!

aurelieraharisoalalaina
Автор

Ray volana katroka androany zay no nandao anay ny reny malalanay!💔💔😢😢 Mbola latsaka fona ny ranomaso
Misaotra nizara le hira e❤❤

poonfrederic
Автор

Neny efa sambatra njy any neny Tiko ❤❤❤ latsaka foana ranomasoko mieno anito hira ito afa iany njy neny .ajao Zala reny ra Mbola ananana ankafizo n'y eo anilany

raharilalanomenjanahary
Автор

Elle me manque terriblement ma douce et tendre maman😭😭😭

tahinarahariniaina
Автор

La nôtre aussi on l'appelait Neny, 11 mois avant-hier qu'elle est partie et qu'elle nous manque. Cette chanson ne fait que refléter ce qu'on ressent depuis ce jour-là.

"Ny masonay mbola tomany..."

Merci pour le cover et force à vous aussi.

sooniegasy
Автор

hoan neny malala izay nialoha lalana, bizu ki jy malala a. Efa manoboka mikatona ny fery fa aza manahy jy.

ainamirindraratovohery
Автор

Ho neny kosa e, fa mankasitraka hatrany na izany aza

holynirina
Автор

tiko be miitsy ny fihiranao ilay hira sady tena hatsiarovako ny mamako efa lasa nandao anay <3

alexandranathalie
Автор

I miss my mom
Thanks for this song for remembering her 😥😥

andriamiandrasoatsilavina
Автор

Vao androany vao enoko fa tiko be. Tena tsapako hoe avy any amponao. Tsara tanteraka sady manohana fo be. Mba ataovy le Dia samy tia an'i Joy K ra mety. Mankasitraka!

elianerazakasoa
Автор

😞😭😪any enao dadako. Tiako loatra enao😭😭

andobarthianah
Автор

Tena tsara ity hira ity @Sarobidy, fantatro ny neninao.
Courage foana e❣

kolorandrianera
Автор

Ndriii, quelle belle voix. Tena mandona fo be ilay fihiranao azy. Courage!!!!

aurelieraharisoalalaina
Автор

Mankasitraka, ary mankahery, raha izaho, tsy vitako ny mihira an'io hira io, kenda hatramin'ny feoko, satria mandona ahy loatra ny toniny, , . Tsy maty am-ppnay izany i neny. Ary mivavaka ho anay anay na dia efa lasa aza. Misaotra e

didierrabearitsoa
Автор

tononkira classique be, feon ny mpihira tsy afaka firy

matthieurbg
join shbcf.ru