BOLO - Doudou (Official Video)

preview_player
Показать описание

Clip officiel de "Doudou", le premier single du groupe BOLO. A vous d'en découvrir le sens caché... s'il y en a un ;) mais pour nous ce n'est que de l'amour et du contact humain. Bref, le début d'une longue série de good vibes.
Et ça commence maintenant.

Horonantsary ofisialin'i "Doudou", hira voalohan'ny tarika BOLO. Anareo ny mitady raha misy hevitra ambadika izy ty fa aminay izy dia fitiavana, olombelona mifampikasoka. Tsy hijanona intsony ny mozika manomboka eto.
Alefa

#bolo #doudou #like #love #share #antananarivo #ambatolampy #madagascar

Spotify URI spotify:album:5FcC4pzWcU2fPXXiORpj74

Рекомендации по теме
Комментарии
Автор

ary otran nijanona tam hira telo ian ralôbo le vibe lava be, zay nge mpankafy, mba tohizo rangah le izy an fa mlay loatra

nirinarakotoarimanana
Автор

Tohizo fa mahafinaritra Rabolo à. Hay ve isika mahavita zavatra tsara be sy voakaly toy izao e!

mboxmbox
Автор

Raloubb ah mba alefaso spotify izy ity fa tena mlay rangah ahhh

fitiarakotondrazanany
Автор

une chanson qui t'emporte dans la nostalgie🤗🤗🤗🤗🤗

fatraraoddose
Автор

Mlay e!! Maromaroa ny hiranla ry BOLO a!

nalytafikarilalaramananaiv
Автор

Hatramizao mbola ity hira ity no tiako

clairludovic
Автор

Ilay tshiiiirt !!! Hary Dosy Metaly tamin'i Ngahzety 😂

faramahari
Автор

Ovy mafana roa vilany tany Ambatolampy

nadjeesaboor
Автор

Tena hoe hatr@ zao, mbola tadidiko ty hira ty 🤌

vieillardsenile
Автор

mlay ery mihaino an zany aty atany lavitra aty

ranaivosonainaandosoa
Автор

Coucou kely ho an'ilay sipa kely zay avy any Ambatolampy😂😂

finaritrarakotondramanana
Автор

Maninona kay ny ovy roa vilany dia ny karoty iray vilany fotsiny ? 🤔

jadynyaina
Автор

Vo tam sabotsy reako tao anaty bus ty vazo ty d tedaviko fa tena milay

landry
Автор

Vo tam sabotsy reako tao anaty bus ty vazo ty d tedaviko fa tena milay

landry