MANDEFITRA - RAK ROOTS feat PRINS AIMIIX Août 2017

preview_player
Показать описание

Рекомендации по теме
Комментарии
Автор

Tsy ho voatanisa ireo zava-bitanao
Ireo sangy izay natao, toy ny zaza milalao
Izaho aty lavitra anao, tsapako fa mila anao
Na tsy anilako aza dia miezaka aho mba hino anao
Matoa tsika roa miady misy dikany io eee
Raha tsisy dikany io deee, efa samy niala nandeha
Ka aleo mifandefitra ihany (ooooh 3x)
'Zah zao hiezaka ny handefitra (mandefitra aloha x3)
Raha diso ianao koa mila miezaka (mandefitra koa x3)
Fa tsy samy be loha (x3)

Efa nafoiko anao daholo jiabijiaby e
Resaka zavavy e, aza atao mankarary e
Fa tena tiako ianao iny e, tiako ianao ianao iny e (ooooh 3x)
Raha sanatria any aoriana any, tsika roa hifandao
Dia tiako mba ho tsapanao
Fa tsy hohadinoiko amin'izao, 'reny fotoana mamy e (x3)
Faaaa
'Zah zao hiezaka ny handefitra (mandefitra aloha 3x)
Raha diso ianao koa mila miezaka (mandefitra koa x3)
Fa tsy samy be loha (x3)
'Zah zao hiezaka ny handefitra
Raha diso ianao koa mila miezaka
Fa tsy samy be loha

nyaina_
Автор

Et dire que ce mec est déjà mort. Punaize la vie est courte 😢😢 repose en paix Loic

bgreenjo
Автор

Wow😱..le instru tsara loatr..Kanto loatr❤.Miandry ny clip zahay🎁😉

soniamintina
Автор

C trop bien j'aime tout tes chanssons continue bisous bisous

corineramhotar
Автор

Tiako loatra😍 ts sam beloh ono ry beloh a.

annahandria
Автор

Misaotra nizara ee 👏👏👏milay be mints 👌👌👌👌👍👍👍

axellevoary
Автор

mis otran mtovtov am boum boum tam tam le instru :D Tsara be ;)

landyraharison
Автор

Milay laotra rangah afaka ampaisaina anaovana cover veh? mr ROOTS?

christianssongcovers
Автор

Matoa tsika 2 miady misy dikany io fa raha tsisy dikany io de... samy niala nandeha. Milay

fefegawel
Автор

Salur Mr Roots :) milay beuh ilay vazo azo ampaisaina anaovana cover veh io sah mahabedy?

AlainCovers
join shbcf.ru