Fongitiky

preview_player
Показать описание
Sary Miaina Malagasy Vaovao be ity ry Akama a.
Hifampizarana amitsika...
Hisaorana manokana i Christian Hugues Randrianandrasana. Izy no namolavola io Tantara mafinaritra io.
Vokatra 100% Malagasy...
Рекомендации по теме
Комментарии
Автор

😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂cyclone fongitiky😂😂😂tiako merci😂

daudine
Автор

😂😂😂😂😂😂🤣🤣🤣🤣🤣🤣🤣🤣🤣🤣🤣🤣 merci beaucoup pour la vidéo. J'attend la suite. 🤣🤣🤣🤣🤣🤣🤣

willizferelloc
Автор

Tsy leo mihitsy izahay mianakavy e ! Misaotra mankasitraka... fa ampio hafa indray moa e 🙏🙏🙏😂🤣😂🤣

noralinearandriamahefarana
Автор

Mampimoha satria efa mangetaheta ilay olona ka mbola lao zany miresaka faona

hortensiajones
Автор

Tsara loatra tohizo fa mampimoehy 😂🤣😂😂😂

shownmelody
Автор

Tiko be. Jereko fona isan'andro.
Miandry ny manaraka ô.

aritifashion
Автор

Mankasitraka fa tena mety @ asanay mihitsy ity.

miaranarazaf
Автор

ts makaleo mits fa dia jerena isan'andro

mendrikaravalisaona
Автор

Misaotra fa dia tena mahatsikaiky mintsy e

mamynirinaratsimiseta
Автор

pouvez vous me traduire brievement l histoire de la video merci

SPIF
Автор

tena tiko zalah ty vokatra malagasy ray ty an, ahoana ny tohiny

ranarisonandritianahery
Автор

tena tapak ny tsinaiko, asio maromaro toy izao eee

mandaniaina
Автор

Mahafinaritra ahy ny mijery azy tsy kamo mitsy zà mijery isan'andro, Misaotra e!!!!

sandivahinyrandriasihanaka