Cover Ilay Nosy - Orchestre Zandry Mozika

preview_player
Показать описание
👋 Indraminay ary ity hiran'ny tarika "Mahaleo" ity. Atolotray manokana hoan'ireo malagasy mipetraka any ivelany sy hoantsika mpankafy rehetra. 😊 Ankafizo ary ô! 🫶 Misaotra manokana ny famille an'i Dadah Mahaleo nanome alalana anay tamin'ity hira ity. 🙏
💿 Ilay Nosy 🇲🇬
♦️Tarika Mahaleo
A/C: Andrianabela Rakotobe (Dadah)
🎙️Feno - Mialy - Faniry
🎹 Mika 🥁 Zokely 🎸 Haja 🎸(basse) Francky
🎛️ Mixage et Mastering : Zokely (Z-Live Studio)
🟢 Aza adino ny mizara!!! 😊
Рекомендации по теме
Комментарии
Автор

Matsiro rangah ty arrangement iray ity!! Kanto mirindra miarak'amin'ny vocal. Mankasitraka fa tena kanto

joserandrianandrasana
Автор

Otrn lasa nangakatahaka an'i Isa roa telo ndray

lovaranaivoarimanana
Автор

efa manambaka GOSPEL

otran maheno TGC, GMMC, mihira Mahaleo
tsara tena tsara e 😊

RaimServicesManjakaray
Автор

mankasitraka fa mafinaritra fon rehefa hiran'i Mahaleo

trk
Автор

Tsara ilay cover, mipetrapetraka ny arrangement,

laingolaife
join shbcf.ru