ZARIDAINA TSARA TAREHY ETO AMBOHIMANGAKELY

preview_player
Показать описание
Io maraina io no notokanana sy noraisina tamim-pomba ofisialy ny "Rond Point" miendrika zaridaina tsara tarehy eto amin'ny Tananan'Ambohimangakely.
Tonga nanolotra izany ny Ministeran'ny Kolontsaina sy ny Fifandraisana, ary nandray azy tamim-pomba ofisialy ny Ben'ny Tanana, Andriamatoa Thierry Radafy.

Ity zaridaina ity dia natao indrindra ho endriky ny tanana, hialana voly, ary toerana natao hakana sarim-pahatsiarovana ihany koa.
Nanentana hatrany Andriamatoa Ben'ny tanana ny hikojakojana sy hitandremana toy ny anak'andriamaso ny fotodrafitr'asa iombonana tahaka izao, mba ho lovain-jafy, satria ... "ovain-tsika ny tanana"
Рекомендации по теме
visit shbcf.ru