L'interview : LANDRISSA, vadin'i Dadi Love eto @ point carré

preview_player
Показать описание
🎙LANDRISSA, vadin'i Dadi Love eto @ point carré🔥
🌟"En couple avec une star"✨
Mitantara ny fiainany miarak'@ Dadi Love i LANDRISSA vadiny💥
Ka isaorana HAKSA SHOP & TEXTILE @ firaha-miasa🙏
Рекомендации по теме
Комментарии
Автор

Je connais Dady Love depuis 2016, c'est une personne simple, cool et sympa; et quand j'ai vu cet interview, je vois à travers ses propos Madame est digne de lui, une femme posée et instruite. Toutes mes félicitations pour votre mariage "Que le bohneur qui vous unit aujourd'hui dure toute la vie"

CydoRaveloson
Автор

@ émission jiaby narehako Grand araiky ty tegna ny hitako paré. Ataova matetiky, mba niala @ mahazatra, vadin'artiste fa tsy artiste fo! merci.

dadasika
Автор

Model mama kambana ty❤
Longue vie pelasoa 😘

MirindraNah
Автор

🎉 nahazo namagna tsara anao zegny ayy bravo à ta copine bien aimé, ary ny atao hoe fa anjara zegny 🎉

Mba amia za koa namanao zegny mba ataoko namagna ayy 🤣😂😁🤭🙏❤️🎈 10:21

sylvaniamainty
Автор

Misaotra Jean Luc sy madame Dadi love mirary soa anareo hatrany ❤❤❤❤

valerienelly
Автор

Misaotra madame, efa voamboatranao fonao mahatsara izy.Tu es une femme compréhensive et bien cultivée

pisotl
Автор

Landrissa sy Dadi Love ary ny zanany kambagna ho ela velogno👨‍👩‍👧‍👧 🙏💝🇲🇬🇨🇭

fleurettekobel
Автор

Miarahaba isika Malagasy manerantany rehetra 🙋‍♀️
Miarahaba koa an'i Mme. ity sy Dadi Love, ary enga anie ho fitiavana lamban' akoho :(efa maty vao ialana ). Tegna mahafinaritra ny mahita fitiavagna naturel toy izao 🙏.Mba tokony hatao tantara sy ho Model hoan- tsika Malagasy vehivavy na lehilahy, ireto roa mivady ireto 🤗. Voninahitra sy fisaoragna hoanareo roa mivady , fa tena mahafinaritra ny mahita Malagasy mbola tena mitazona ny fahendrena toy izao🙏😇! Bonne chance !
Masina ny Tanindrazana !

fleurettekobel
Автор

Mankasitraka foana mirary SOA hatrany hoanareo Mme Dadylove eh, vous êtes fait l'un pour l'autre.

armelrasamy
Автор

Tiako be le accent Nord. Peu importe le sujet, c'est agréable à ecouter .

eriktsilavo
Автор

Iza ny mampinono zaza amnareo 😂😂😂mbola i dadi love fo

claudianavenordemada
Автор

Tena tiako ny toetran’vadin’Dadi love ti, , tena compréhensif be izy..Mirary soa anareo mivady tanteraka tompoko

josephrandriamanampisoa
Автор

mafinaritra be, talanjona zaho nijery ilay interview

ericmahavita
welcome to shbcf.ru