MAHALEO - MEDLEY (karaoke gasy 2023 )

preview_player
Показать описание
Djarno karaks +261342732196

areheto, ny jiro
ny akanjonao ampidiro
aoka izay ny safosafo
sao dia vidiana lafo
satriko ihany
tsy hidina ety an-tany
saingy toa
tsy mandry ny saina
k'aza tsiny raha malaina
aoka hifarana eo
ndrao tsy tantiko
'zay mety hiseho
aoka 'zay, ny sangy mahery
ndrao mamery fa ../.
aleo ianao mody
ndrao manody
'zao ditra 'zao
fitia haitraitra no manaitra
adinoy sy fafao
aleo ianao mody
ndrao manody
'zao ditra 'zao
fitia zary nofo
mety miofo
ny ahy sy ny anao
Aza mora taitra
Raha tojo ny mafaitra
Asio siramamy
Asio siramamy
Tebitebin-tsain/a
No entiko miaina
Ary toa mangaina aho
very, very saina

Fafao ny alahelo
Fafao ny ranomaso
tsy vitan'ny tomany
ny onjan'ny ankaso
Hatanjao ny saina
Atrakao ny loha
Fa ho avy ny maraina
Ho tonga koa ny soa
dia lasa indray
'ty reninao
milaza fa tena andao
mikasa ny, tsy hiverina intsony
fa tofoka hony ny fony

uhm hum mm
tsy tantiny intsony
ny fahantrana
ka lasa izy tsy tamana
mitady toeran-kafa
vaova/o
mba tsaratsra noho izao
uhm hum mm
efa nataoko 'zay azo atao
hamalifaliana ny reninao
saingy toa tsy tsapany
izay vita rehetra
ny sitrapony, tsy manampetra
uhm hum mm
ny vavany sasany
tsy ahoako intsony
fa ny fitiavantsik/a
no hasandratro ambony
ka ny vavaka atao
de ny mba aharitra atrany
aharitra, tokoa anie
zany fiarahantsika izany
aharitra, tokoa anie
zany fiarahantsika izany
Рекомендации по теме