filmov
tv
05 Rafahafahana Fafah & Dadah Mahaleo

Показать описание
Artistes: Mahaleo
Album: Tadidiko
Genre: Folk, World & Country
Sortie: 1997
song list:
1. Tadidiko Ry Zalahy
2. Efa Ela
3. Rehefa Maty Aho
4. Tontolo Iainana
5. Rafahafahana
6. Paiso Ra Kena
7. Voankazo Voarara
8. Iantrao
9. Salanitra
10. Volasoa
11. Meloka
12. Raha Noana Ny Kibo
13. Zanako Vavy
14. Rahoviana Indray Moa
Tiako, tiako
Ary tena faniriako
Raha ialahy no mba namana
Mety handray ireto, ireto tànana
Indrisy, indrisy
Toa mitady ny tsy misy
Fa ialahy rafahafahana
Toa mandà tsy mety, mety ho namana
Teto aho dia nipitrapitra
sy nitsiriritra
Ny tsy natao ho ahy
Nefa fitia tsy mety ritra
Mikiry sy maditra natokako ho an'ialahy
Indraindray, indraindray
Variana aho mijery an'ialahy
Manantona ireo zay tsy mitady
Fa miavona anay zay mandadilady
Inona, Inona
No hanaovan'ialahy ahy tsinon-tsinona
Manavaka trano hidirina
Sa ve ialahy mifidy fidirina
Izahay aty mijinja ny mafaitra
Mitady ny tsy laitra, tsy afaka manoatra
Hiandrasanao hitondra takaitra
Zay ngamba ianao vao taitra
Sao dia mba tara loatra
Potika, potika
Fo sy saina roti-drotika
Miantomboka ny faharavana
Mahery ilay vy, vy figadrana
Foiko, foiko
Raha ny foko no henoiko
Ny hanome ny aiko mba ho sorona
Ka ny fanaiko hitovy amin'ny vorona
Aoka aho mba ho tompon-tsafidy
Mba tsy avela hidy ty vavako miteny
Ampy ahy izay nitondra mangidy
Tsy tiako ho tadidy, reny rehetr'ireny
F'izaho sy ialahy
Hamafy hafaliana hanome
fanampiana ny mitovy amiko
Raha eo ialahy hiteny ireo nangina
Fahafahana niriana, ho an'ny taniko
Album: Tadidiko
Genre: Folk, World & Country
Sortie: 1997
song list:
1. Tadidiko Ry Zalahy
2. Efa Ela
3. Rehefa Maty Aho
4. Tontolo Iainana
5. Rafahafahana
6. Paiso Ra Kena
7. Voankazo Voarara
8. Iantrao
9. Salanitra
10. Volasoa
11. Meloka
12. Raha Noana Ny Kibo
13. Zanako Vavy
14. Rahoviana Indray Moa
Tiako, tiako
Ary tena faniriako
Raha ialahy no mba namana
Mety handray ireto, ireto tànana
Indrisy, indrisy
Toa mitady ny tsy misy
Fa ialahy rafahafahana
Toa mandà tsy mety, mety ho namana
Teto aho dia nipitrapitra
sy nitsiriritra
Ny tsy natao ho ahy
Nefa fitia tsy mety ritra
Mikiry sy maditra natokako ho an'ialahy
Indraindray, indraindray
Variana aho mijery an'ialahy
Manantona ireo zay tsy mitady
Fa miavona anay zay mandadilady
Inona, Inona
No hanaovan'ialahy ahy tsinon-tsinona
Manavaka trano hidirina
Sa ve ialahy mifidy fidirina
Izahay aty mijinja ny mafaitra
Mitady ny tsy laitra, tsy afaka manoatra
Hiandrasanao hitondra takaitra
Zay ngamba ianao vao taitra
Sao dia mba tara loatra
Potika, potika
Fo sy saina roti-drotika
Miantomboka ny faharavana
Mahery ilay vy, vy figadrana
Foiko, foiko
Raha ny foko no henoiko
Ny hanome ny aiko mba ho sorona
Ka ny fanaiko hitovy amin'ny vorona
Aoka aho mba ho tompon-tsafidy
Mba tsy avela hidy ty vavako miteny
Ampy ahy izay nitondra mangidy
Tsy tiako ho tadidy, reny rehetr'ireny
F'izaho sy ialahy
Hamafy hafaliana hanome
fanampiana ny mitovy amiko
Raha eo ialahy hiteny ireo nangina
Fahafahana niriana, ho an'ny taniko