FANAMBOARANA NY KIANJAN'I BAREA

preview_player
Показать описание
Manomboka maka endrika ny kianja BAREA Mahamasina, mandroso hatrany ny asa.
Martsa 2021, maka endrika ny kianja BAREA Mahamasina : anaty asa famaranana (travaux de finitions) ny tribune, mandroso ireo asa lehibe (superstructure) ho an’ny gradins rihana roa fanampiny ary mitohy ny fikarakarana ny bozaka eo an-toerana.
Рекомендации по теме