Mangataka Rano | Rija Rasolondraibe OFFICIEL

preview_player
Показать описание
MANGATAKA RANO

Izaho Jesosy mangetaheta
Mangataka rano Aminao
Maniry mafy amin’foko rehetra
Mangataka rano Aminao e
Aiza dia ianao indray Hangataka amiko
Omeko fa tsy ampindramiko e

Izaho oa Jesosy e mangetaheta
Mangataka rano Aminao
Maniry mafy amin’foko rehetra
Mangataka rano Aminao e
Aiza dia ianao indray Hangataka amiko e
Omeko fa tsy ampindramiko e

Matsaka aminao ny Fanahy
Ianao fanomezan’Ray
Aminao aho mitohoka
Matsaka aminao ny Fanahy
Tsy hangetaheta mandrakizay
Jesosy o miankohoka aho

Voninahitra e (2x)
Ho an'Andriamanitra irery ihany
Any an-danitra any
Voninahitra e (2x)
Ho an'Andriamanitra irery ihany
Ety an-tany
Izaho Jesosy e mangetaheta e
Mangataka rano aminao
Ampiakarao ambony
Ambony ny fetra
Noho herin’ny tananao
Ampiakaro manoatra noho ny mpandresy
Tondrahy ny fitahiana misesisesy

Izaho wa Jesosy e mangetaheta e
Mangataka rano Aminao
Ampiakarao ambony
Ambony ny fetra
Noho herin’ny tananao
Ampiakaro manoatra noho ny mpandresy
Tondrahy ny fitahiana misesisesy

Matsaka aminao ny Fanahy
Ianao fanomezan’Ray
Aminao aho mitohoka
Matsaka aminao ny Fanahy
Tsy hangetaheta mandrakizay
Jesosy o miankohoka aho

Voninahitra e (2x)
Ho an'Andriamanitra irery ihany
Any an-danitra any
Voninahitra e (2x)
Ho an'Andriamanitra irery ihany
Ety an-tany

Ye ho avy e hivavaka amin'ny fahamarinana
Ye ho avy e hivavaka amin'ny fahamarinana
Ye ho avy e, hivavaka amin'ny Fanahy
Ye ho avy e, hivavaka amin'ny Fanahy

Ye ho avy hivavaka amin'ny fahamarinana
Ye ho avy hivavaka amin'ny fahamarinana
Ye ho avy e, hivavaka amin'ny Fanahy
Ye ho avy e, hivavaka amin'ny Fanahy

Izay no tadiaviny e (2*)
Andriamanitra Ray lolohavina e
Izay no tadiaviny e (2*)
Andriamanitra Ray lolohavina e

Ye ho avy hivavaka amin'ny fahamarinana
Ye ho avy hivavaka amin'ny fahamarinana
Ye ho avy e, hivavaka amin'ny Fanahy
Ye ho avy e, hivavaka amin'ny Fanahy

Izay no tadiaviny e (2*)
Andriamanitra Ray lolohavina e
Izay no tadiaviny e (2*)
Andriamanitra Ray lolohavina e

Voninahitra e (2x)
Ho an'Andriamanitra irery ihany
Any an-danitra any
Voninahitra e (2x)
Ho an'Andriamanitra irery ihany
Ety an-tany

Izay no tadiaviny e (2*)
Andriamanitra Ray lolohavina e
Izay no tadiaviny e (2*)
Andriamanitra Ray lolohavina e

A/C: Rija Rasolondraibe
Album : Mangataka rano
#rijarasolondraibe
#Mangatakarano

☑️ Son/Master: Raitra Sound & Floginot Bezara
☑️ Réalisateur: Tsilavina Razafindralambo

A/C: Rija Rasolondraibe
Album : Mangataka rano

#rijarasolondraibe
#Mangatakarano
Рекомендации по теме
Комментарии
Автор

Voninahitra hoan'andriamanitra irery ihany

RominahZafimanambe
Автор

Voninahitra hoan Andriamanitra irery ihany 🙏
Tena tsara loatra ilay hira ❤
Misaotra e 🙏❤️

Maminirinafyh
Автор

Voninahitra hoan' Andriamanitra irery ihany 🙏🙏 tiako loatra le hira misaotra 🙏🙏🙏🙏🌸🌸

cathyrandriamanga
Автор

Jesos ah, mangetaheta izai fa omeo rano izai sahaza anai tsirairai avi tiko enao jesosy❤

Oli-ud
Автор

Ny TOMPO anie homba anao mandrak'ariva amen ❤❤❤

AbibaAly-cw
Автор

Averinay o Anao Ray Be Fitiavana ny Voninahitra rhtr satria mendrika Anao zan, deraina mandrakizay Anao Ray
Amen Amen 🙏🥰

stephaniesamilay
Автор

Raha vao arrangement n'i Floginot de🙏.
Raitra Sound 👍

swann
Автор

❤ tena tsara. Misotra ny Tompo nanomezany anareo ny Talenta fa tena mampahery sy tsara ny tonokira

emelineelalieraeliarisoa
Автор

Misaotra aho Jesosy fa tsy tapaka ny rano omenao ahy.
Vonanihatra ho Anao irery. 👫👫👫🙏🙏🙏🙏

AnjaraFranckAymard
Автор

mankasitraka indrindra Rija fa tena faly no mandihy, Ho an i Tompo irery ny Voninahitra e

rijasoajeanjacquesrajaobel
Автор

Tena tsara lotra ilay hira merci beaucoup ❤❤❤

florenciaflorencia-boxc
Автор

Mankasitraka Rija. Deraina ny Anaranao Jesosy o.

tsihoaranabrielrabearinia
Автор

Za hoa Jesosy mangetaheta mangataka rano Aminao
Maniry mafy amin’ny foko rehetra mangataka rano Aminao
Aiza dia Ianao ndray no hangataka amiko e, omeko fa tsy hampindramiko e !
‘Za hoa Jesosy mangetaheta mangataka rano Aminao e !
Maniry mafy amin’ny foko rehetra mangataka rano Aminao
Aiza dia Ianao ndray no hangataka amiko e, omeko fa tsy hampindramiko e !

Matsaka Aminao ny Fanahy, Ianao fanomezan’ny Ray
Aminao aho mitohoka
Matsaka Aminao ny Fanahy, tsy hangetaheta mandrakizay
Jesosy ô ! Miankohoka aho

Voninahitra eee ! Voninahitra eee !
Ho an’Andriamanitra Irery ihany e, any an-danitra any !
Voninahitra eee ! Voninahitra eee !
Ho an’Andriamanitra Irery ihany, ety an-tany !

‘Za Jesosy e mangetaheta mangataka rano Aminao e !
Amin’ny fanahin’ny fahamarinana no hiderako Anao e !
Ho fahafaham-po hampifaly indray ny fon’Andriamanitra Ray
‘Za hoa Jesosy e mangetaheta mangataka rano Aminao e !

Ho an’Andriamanitra Irery ihany e e, ety an-tany !

ieeehhh, hoavy e ! Hivavaka amin’ny fahamarinana !
(ieeehhh, hoavy e ! Hivavaka amin’ny fahamarinana !)
ieeehhh, hoavy e ! Hivavaka amin’ny Fanahy !
(ieeehhh, hoavy e ! Hivavaka amin’ny Fanahy !)
(x2)

Izay no tadiaviny e ! izay no tadiaviny e !
Izay no tadiaviny e ! Andriamanitra Ray lolohavina e !

zolyrandrianarivo
Автор

Misaotra Jesosy, rano omenao mamelona ahy❤❤❤

andriamiharisoastephanie
Автор

Voninahitra ho an'ANDRIAMANITRA irery ihany

andrianoaninja

vololonirinarabarinarivo
Автор

Que Dieu restaure la vie de chaque foyer malgache! AMEN!

julierajaonarison
Автор

Jaona 4, tena tsara, oviana ity album ity no hivoaka e?

richardrajiabo
Автор

Otrany instru an ilay vita piqûre ilay izy😮

andriamanjatoharijaona
welcome to shbcf.ru