RY FITIAVAKO Lyrics Video

preview_player
Показать описание
Subscribe to the "Reko - Official" channel for all the best and latest official music videos, behind the scenes and live performances:

Follow REKO:
Instagram: @reko_band
Facebook: reko band​
...
Lyrics:
RY FITIAVAKO
Tsisy kanto , tsisy tsiro azo oharina
aminao.
Vaky vava izay nahita sy nandre ny
lazanao.

Izaho mahalala fitiavana lalina noho ny
ranomasina.

Fitiavana mamy lavitra noho ny tantely
amin’ny molotra.
Izaho mahalala fitiavana tsy
mivadibadika.
Fitiavana marina.
Ry fitiavako,
Endrey ny hatsaranao.
Ny fitiavako dia any amin’izay misy anao
Fatiantoka izao rehetra izao raha
oharina amin’ny fahalalana anao.
Ny ahy ny aiko na oviana, tsy ho an’iza
hafa tsy ho anao.
Izaho mahalala fitiavana lalina noho ny
ranomasina.
Fitiavana mamy lavitra noho ny tantely
amin’ny molotra.
Izaho mahalala fitiavana tsy
mivadibadika.
Fitiavana marina.
Ry fitiavako,
Endrey ny hatsaranao.
Ny fitiavako dia any amin’izay misy anao
Amiko ny fahavelomana, ny atao hoe
fiainana dia ianao.
Tsy ampiana zavatra hafa fa ampy tena
ampy ho fanavotana ahy ianao.
Amiko ny fahavelomana, ny atao hoe
fiainana dia ianao.
Tsy ampiana zavatra hafa fa ampy tena
ampy ho fanavotana ahy ianao.
Fa tsy misy tsara, tsy misy ambony, tsy
misy mendrika noho ianao.
Ry fitiavako,
Endrey ny hatsaranao.
Ny fitiavako dia any amin’izay misy anao

#RekoBand #Andao #RyFitiavako
Andao by Reko - Fy & His Band
Рекомендации по теме
Комментарии
Автор

Mandona loatra ity hira ity.

Fatiantoka izao rehetra izao raha oharina @ fitiavaNAO. ❤❤

WOW That s powerful

rolandrakotondramanana
Автор

Izy no Fitiavana Marina Tsy mivadika. Tsara Izy.🙏❤️

nirinaramangasalama
Автор

''Izaho mahalala fitiavana tsy mivadibadika, fitiavana marina, fitiavana marina'' <3

ranarivelony
Автор

Misaotra @ n'y Fitiavanao, Fitiavana marina. TSARA 🙋‍♀️

nirinaramangasalama
Автор

nampahery ahy loatra ity hira ity, tena hoe en boucle izy ato 🥰

domoinarabe
Автор

Love (Within) is something we magnify, not test ✨

MsCyrus
Автор

N'y fitiavako any amin'izay misy anao❤️

nirinaramangasalama
Автор

Toujours des textes magnifiques, bravo !

galeolaveromanitra