filmov
tv
AVIA MANDROSOA - Dama

Показать описание
AVIA MANDROSOA
Ny ranomasina sy ny lanitra
Samy manga madio sy mahafinaritra
Manofahofa tànana
Ireo voanio maitso màvana
Ny rivotra madio
Mihira fa andro tsara anio
Avia mandrosoa
Ahirato ny masonao
Gasikara tany soa
Ry Malagasy
Mivonona ianao
Hiaraka hanangana
Trano be iombonana
Fahalalàna no hajoro
Fahendrena no vato fehizoro
Manofahofa tànana
Ny eto an-tànana
Faly sy ravoravo
Fa tafaray ny Malagasy maro
Avia mandrosoa
Miantso anao ny taninao
Ity Nosy lehibe tokoa
Ry Malagasy vohay ny fonao
Hifandray tànana
TIA TANINDRAZANA
Ny fitantànana madio
Io no dina ifanekena anio
(Mozika)
Avia mandrosoa
Miantso anao ny taninao
Ity Nosy lehibe tokoa
Ry Malagasy vohay ny fonao
Hifandray tànana
TIA TANINDRAZANA
Ny fitantànana madio
Io no dina ifanekena anio
Rasolofondraosolo Zafimahaleo (Dama)
Ny ranomasina sy ny lanitra
Samy manga madio sy mahafinaritra
Manofahofa tànana
Ireo voanio maitso màvana
Ny rivotra madio
Mihira fa andro tsara anio
Avia mandrosoa
Ahirato ny masonao
Gasikara tany soa
Ry Malagasy
Mivonona ianao
Hiaraka hanangana
Trano be iombonana
Fahalalàna no hajoro
Fahendrena no vato fehizoro
Manofahofa tànana
Ny eto an-tànana
Faly sy ravoravo
Fa tafaray ny Malagasy maro
Avia mandrosoa
Miantso anao ny taninao
Ity Nosy lehibe tokoa
Ry Malagasy vohay ny fonao
Hifandray tànana
TIA TANINDRAZANA
Ny fitantànana madio
Io no dina ifanekena anio
(Mozika)
Avia mandrosoa
Miantso anao ny taninao
Ity Nosy lehibe tokoa
Ry Malagasy vohay ny fonao
Hifandray tànana
TIA TANINDRAZANA
Ny fitantànana madio
Io no dina ifanekena anio
Rasolofondraosolo Zafimahaleo (Dama)
AVIA MANDROSOA - Dama
09 Nosy Milalao - Dama Mahaleo
DAMA TSIMIRORO
INFO ECAR TOLAGNARO: FANEVA 400 ANS 'AVIA MANDROSOA': Fikambanana Lazarista eto M/kara Tol...
𝐒𝐀𝐌𝐎𝐄𝐋𝐀 (Feat. Rakoto Frah & 18,3) - 𝐅𝐈𝐓𝐈𝐀 𝐓𝐀𝐑𝐀𝐋𝐈𝐋𝐀 (Album Audio MANATOSAKA / Studio MARS 1999)...
68-year-old woman shelters homeless mother and disabled daughter
01 Fiainan' Antananarivo - Dama Mahaleo
Firariana
Ayas and Maryam new life in a nomadic romantic style:starting a life of love together(Kohrig family)
Pusha
Tahiana RAZAFINJOELINA : NY FIRAISANKINA NO HANAMPIANTSIKA NY MALAGASY
Madagasikara_Mahaleo_Antsirabe 21 avril 2013
The Desert Moon Mystery 🌕🔍 | Unravel the Secrets of the Desert 🏜️
Ny fanantenako - Cover by Rakotonoely Tanjoniaina Erica
The operator's exciting arrival in the Grandma's Channel image frame
Ly Tu Bang - Single mother and young daughter face the dark plot of her ex-husband.
NY FITANTANANA NY RANOMASINA (VALIMBABENA #DAMA4MADA)
This man had bad intentions towards the lucky girl because she had her father with her
The Mystery of a Hansom Cab 🕵️♂️🚖 | Classic Detective Mystery
Dehşet Verici Hazineleri Define Vadisiyle Kasadan Çıkardık !!!
Sariaka razafindramanana
🔪🕵️♂️ The Purple Sickle Murders | A Gripping Detective Mystery by Freeman Wills Crofts 🔍📚...
Medley FBFA (Feon'i Betela Fitiavana Avaradoha) TAFARAY
Flower vows and sweet promises: Javad's proposal gesture met with opposition from Baqer
Комментарии