Ambondrona Aza Tsiny Lyrics(parole)

preview_player
Показать описание
Ireo fihetsiko inndraindray ifonako aminao raha azo atao
Mahery fijery, eny na fiteny nanenenako avokoa ireny
Ivelany ihany fotsiny ireny tsy avy ao am-po sanatria
Ary averiko ombieny ombieny azafady aza tsiny

Niezaka aho mba ho fantatrao
Oh oh oh! ka aza tsiny tsy fanahy iniana
Mba tsy ho gaga ianao rehefa any aoriana

Hitanao daholo ny rehetra ny hatsarana na ny haratsian-toetra
Satria ianao tiako tsy hihatsarako velatsihy
Toa izany aho rehefa tia
Ahitsio aho raha misy tsy mety fa mpanota ihany
Tsy hoe tsy mety diso velively hoy ihany aho aza tsiny

Niezaka aho mba ho fantatrao
Ny amiko rehetra no asehoko anao
Ka aza tsiny tsy fanahiniana
Mba tsy ho gaga ianao rehefa any aoriana

Na faly aho, na tezitra na malahelo koa
Tsy nataoko ho ahy irery hanihany, tomany
Sorisory koa manjary hainao avokoa ireny

Ahitsio aho raha misy tsy mety fa mpanota ihany oh oh
Tsy hoe tsy mety diso velively hoy ihany aho aza tsiny

Niezaka aho mba ho fantatrao
Ny amiko rehetra no asehoko anao
Ka aza tsiny tsy fanahy iniana

Niezaka aho, niezaka aho;
Ho fantatrao , mba ho fantatrao
Aza tsiny, ka aza tsiny
tsy fanahy iniana, tsy fanahy iniana

Mba tsy ho gaga ianao rehefa any aoriana

⭐ Misaotra Indrindra nanaraka sy nizara .

⭐ PLEASE VISIT THIS LINK IF YOU WOULD LIKE TO SHOP ONLINE:

#breathmelethergofixyousaysomethingsomeonelikeyouskinnylovewhepartysover
#someoneyouloveddancingonmyownimnottheonlyonestaywithmeillneverloveagain
#bealrightpoisonandwinecreepiwillrememberyousadsongbacktoblackmarviroom
#ludwigvanbeethovenwolfgangamadeusmozartIronWinedidoKingsofConvenience
#PureSoundsofMusicRelaxingRiverOceanWavesBirdsSingCricketsRainWindWaterfalls

#dejavuwhatwesaidtoneladasshewolfdiditagainlongtimewhywaitgoodstuffmeninthistown
#gypsyspymonamourlobalohechoestahechoanosluzgiveituptomediditagain
Рекомендации по теме
Комментарии
Автор

Lyrics:
Ireo fihetsiko inndraindray ifonako aminao raha azo atao
Mahery fijery, eny na fiteny nanenenako avokoa ireny
Ivelany ihany fotsiny ireny tsy avy ao am-po sanatria
Ary averiko ombieny ombieny azafady aza tsiny

Niezaka aho mba ho fantatrao
Oh oh oh! ka aza tsiny tsy fanahy iniana
Mba tsy ho gaga ianao rehefa any aoriana

Hitanao daholo ny rehetra ny hatsarana na ny haratsian-toetra
Satria ianao tiako tsy hihatsarako velatsihy
Toa izany aho rehefa tia
Ahitsio aho raha misy tsy mety fa mpanota ihany
Tsy hoe tsy mety diso velively hoy ihany aho aza tsiny


Niezaka aho mba ho fantatrao
Ny amiko rehetra no asehoko anao
Ka aza tsiny tsy fanahiniana
Mba tsy ho gaga ianao rehefa any aoriana

Na faly aho, na tezitra na malahelo koa
Tsy nataoko ho ahy irery hanihany, tomany
Sorisory koa manjary hainao avokoa ireny

Ahitsio aho raha misy tsy mety fa mpanota ihany oh oh
Tsy hoe tsy mety diso velively hoy ihany aho aza tsiny

Niezaka aho mba ho fantatrao
Ny amiko rehetra no asehoko anao
Ka aza tsiny tsy fanahy iniana

Niezaka aho, niezaka aho;
Ho fantatrao, mba ho fantatrao
Aza tsiny, ka aza tsiny
tsy fanahy iniana, tsy fanahy iniana
Mba tsy ho gaga ianao rehefa any aoriana

zavakantoerantany