Wada & Yoongs - MALAHELOISATION [Madaghost Production - Nouveauté Clip Gasy 2022]

preview_player
Показать описание
Madaghost Production 2022
CLIP JOE TANAKA
PROD BY CYEMCI
STUDIO FUTURAMARCORP

#clipgasynouveaute2022 #hiramalagasy #madaghostproduction #musicmadagascar
Рекомендации по теме
Комментарии
Автор

On est la réunion
On est réunis
On est imbéciles
On est heureux
On est beaucoup
Malahelo aho milaza aminao fa mahafinaritra ahy ny aty (x2)
Malahelo, malahelo hilaza amin’iza ?
Sa hilaza milaza amin’ny loza ?
Sa hilaza amin’azy ?
Sa haninona ?
Tsy haiko izay any aloha fa manonja ny ndrisimbe ?
Ahontsano ny dongombe
Mba mandeha ve ny business sa ?
Elah efa diso resy sa ?
Sa izaho ve no diso be ?
Fa elah efa diso mety dia tsy matahotra diso be ?
Dia mangataka 19
On est les dizin'ever
Mère, veux-tu ?
Comment les fesses ?
Combien de quoi ?
6 mois à l’avance
Sans emmerdement
Tu es mort d’amour beaucoup pour moi
Refrain :
On est la réunion
On est réunis
On est imbéciles
On est heureux
On est beaucoup
Malahelo aho milaza aminao fa mahafinaritra ahy ny aty (x2)
Malahelo aho milaza aminao fa mikasokasoka ny chérie
Malahelo aho milaza aminao fa maty kapoka ny chérie ooo
Malahelo, malahelo hilaza amin’iza ?
Sa hilaza milaza amin’ny loza ?
Sa hilaza amin’azy ?
Sa haninona ?
Zakanao nga ny balahazo ?
Raha milentika anaty vovo ?
Vovokelin’ny Bemarivo
Sa hiravaka be marary ?
Trondro be an’ny be sanjila
Miditra be oa ny mangamanga
Mangana anaty ny hafa fijery
Be be tatenta fa ratsy tarehy
Manintona be elah fa be be vola
Oh lesy leeee (x2)
Kiala mihitsy no diso fandriana
Ka niongotra hatramin’ny « vis »-m-pandriana
Tsy haiko zoky na diso variana
Na izaho mihitsy koa no efa be sanjila
Oh lesy leeee
Malahelo aho milaza milaza aminao fa mitsatotsatoka ny taty
Refrain :
On est la réunion
On est réunis
On est imbéciles
On est heureux
On est beaucoup
Malahelo aho milaza aminao fa mahafinaritra ahy ny aty (x2)
Malahelo aho milaza aminao fa kalikaly be ny aty
Malahelo aho milaza aminao fa mantsimantsina ny rahampitso
Misy be kibo malama maina ao
Dia misy bogosy be tsy mitaingina
Miarakaraka be tsy misaina amin’ilay be nono be tsy misangy
Hoy aho (x2)
Malahelo aho milaza milaza
Izay ho mamo sy dizina soava
Soava mamo aby eeee
Soava dizina aby oooo
Inona no ataonla raha ny debanla no mikoty ny akizinla ?
Hamaky vava direct elah sa hiandry karama amin’ny fin de mois ?
Téléphone maro vady silencieux halazako mihitsy
Jaojojoby tsy misy frein oa ny silencieux malaza be mihitsy
Fa elah no aveuglé (x2)
Sarotra hajaina ny olona eh
Aleoko mitaiza aliaka
J’en ai marre de vous les stars ah
Isan’andro mahita tantara
Tarehy ratsy lazaina fa tsara
Mpihira ratsy lazaina fa art ah
J’en ai marre de vous les stars ah
Isan’andro mahita tantara
Ho tonga ireo Rasoa sy Rafara
Bevohoka manambady an’ny sahisahy
Hoy aho eeee
J’en ai marre de vous (x2)
Hoy aho eeee
J’en ai marre de vous (x2)

mampitaiorenana
Автор

Vous méritez d’être grave connu !
Ce son va surement devenir quelques chose de fort sur tous les hits !
Gasy, Créole et français en forces, c'est ça l'avenir de la musique !
Pourvu que ça dure et que vous ne tombiez pas dans le vice ...
Longues vies à vous les gars et longue vie aux métissages !

Exipanam
Автор

l’océan indien c’est nous !!🇲🇬🇷🇪🇾🇹🇰🇲🇲🇺🇸🇨

pszzzz
Автор

Nou lé la réunion toujours ambiance avec Malagasy

Christ.l-fp
Автор

Tena milay be mintsy le izy ka
Misaotra oo❤❤

tifanyb.
Автор

Depuis le bled🇲🇬 jusqu'ici 🇨🇵🔥 toujours de l'ambiance 🎶✨on en a pas marre de vous les star a ! Continue !

goodvibes_fr_mdg
Автор

Zao Zala tsy impaka hirasation t'y

fahizamohamed
Автор

Malahelo ah milaza aminao fa mahafinaritra anay le hira

fanotovotiana
Автор

malahelo ah milaza aminao fa tiko be ty hira ty🤣😋😋🤗🤗🥰🥰😜💯👋👋👌👍

eserethoavialar
Автор

Malahelo aho milaza @nw fa nahafinaritra n'y aty eeee

audabotoumahitsou
Автор

!! Lesy a !! Nantaniko mintsy ny namako hoe inona no ataon' ny la raha ny deban' ny la no mkt ny ankizy la, de ozy izy hoe miandry karama amin' ny fin de moi !! Tn ty hira ity no tena tsara indrindra ato ambony tany sady marina le teneniny amin' ny paroly

joseyvesgabrielrazafimahar
Автор

Tsy hita ze raisina @le tononkira fa zany hoe efa zay moa le mapalaza anlesany koa !

dariusandry
Автор

Mis levona ndray ny fin d'année @ty e!.merci

mikakoely
Автор

le bakarta en moi est entrain de se réveiller 🥵

ainavatosoarakotomalala
Автор

misy repeat be tsy vanona ndray @Fin d'anné

harisonjulio
Автор

mercisation milai be l malaeloisation 🤗😜😏😝😚😙😙

fredericrakotonimanana
Автор

malahelo aho milaza aminao fa mapmeh anah le hira

nirinaalbertsafidisoa
Автор

😂😂🤣🤣 tonga d Bolo pix no tsaroako voalohany, mitovy feeling

saholyleconte
Автор

Malahelo aho milaza aminao fa tsy zakan' ny gasy le glisser sur la glace

bakolyhr
Автор

tou sinplement super ❤️❤️❤️❤️❤️💯
bravo 👏👏👏..

dodaromualdjuvanio