Fitiavako (Remastered Version) - Lija & Tselatra

preview_player
Показать описание
(Lija)
Inty ny fitiavako atolotro anao
Raiso re ny foko ka anjakao
Ka aza toerina fa izy ity tsy kilalao
Aza atosika fa fo mitempo ho anao!
Doran’ny fitia miredareda tia hiaraka aminao

(Eric)
Ianao irery no mba tiako
Ho tantanako hitosiako
Ka na mora na sarotra no ho diavina
Fitiavako anao dia maharitra

(Lija)
Tsy fantatro zay marina
Fa jamba aho ka mpahina
Misakodim-panina, ny rivotra hiainako
Toa manitra anao(*2)

(Eric)
Na inona kindona na inona kindranga
Na iza andrivotra hanavandra é
Marim-pototra ny antsika
Izaho sy ianao hiara-dia, mandrakizay

(Lija)
Tsy fantatro... (*2)

(Miaraka)
Fitiavako re,efa homeko anao
Efa homeko anao aho
Efa homeko anao aho
Рекомендации по теме
join shbcf.ru