Misy kalo-Tselonina (Cover)

preview_player
Показать описание
Anisan'ny hira tena ankafiziko🇲🇬
Ravaka
Ricky (guitare)
Alain (guitare basse)
Рекомендации по теме
Комментарии
Автор

Tena Kanto ❤ Gasy ka Manja lay feonkira koa tena tsara misaotra tompoko, ❤❤❤❤

leilarakotoson
Автор

Misaotra betsaka Ravaka, Ricky ary Alain !

sierraromeo
Автор

Kanto loatra re ! Ny feon'ilay mihira tsy amboaboariny (singanina ny fiakanjony misy ny sainam-pirenentsika), ny tononkira voatonona tsara, ny zavamaneno "tsotra dia tsotra"... Tiako hatramin'ny ela io hira io, fa ity iray ity no tena mahalatsaka ahy... indrindra rehefa aty an-tanin'olona. Misaotra re !

Ingahifara