filmov
tv
SOMAMBISAMBY MAHALEO

Показать описание
Auteur/Compositeur: Raoul
1er album des Mahaleo sorti en cassette en 1979.
Avec : 1.Lendrema 2.Fahavaratra 3.Somambisamby 4.Raha mila fanampiana 5.Patrô 6.Raha mba manana elatra 7.Mozambika 8.Ry Tompo 9.Sambo de gera 10.Any ambanivohitra
Tononkira:
Somambisamby re ry lahy e,
Irony diavolana
Ka ontsaontsa ny fanahy,
f’efa maro ny olana
Manembona ny any aminay,
tanàna tsy foina
Mahatsiaro ireo havanay,
tsy hay hadinoina, mba jerijereo
Mba jerijereo ny tanànantsika
Aza avela hangina ,
aza avela hangatsiaka
Fa mbola ho tonga
indray andro any
Hitondra ny soa,
hitondra ny mamy
Hirongo tantely,
hirongo vinany
Toa mateti-piavy kanefa
ilay ora-panala
Ka lasa ny saina miantefa
hamangy malala
Toa lavitra anefa ny any
ka saro-banjinina
Ny sento no hampitaina any,
veloma masìna ô Veloma masìna,
veloma ry tiana
Fafao ny alahelo
fafao ny hakiviana
Fa mbola ho tonga
indray androany
Hitondra ny soa,
hitondra ny mamy
Hirongo tantely,
hirongo vinany
Na dia maro aza ny zava-midona,
aza atao mampifezaka
Aza kivy na very finoana,
mandehana miezaka
Fa ao anatin’ ny ngidy ny mamy,
ka saro-takarina
Misy ny ambony sy ambany,
izay no marina fa ny ady tsy vita
Ny ady tsy vita fa mbola hitohy
Tsy mety tafita
raha mamoy fo
Ka raiso ny ampinga,
raiso ny hery
Handresy ireo kinga
sy maneritery
Handrava fanànana,
hamokatra fery
1er album des Mahaleo sorti en cassette en 1979.
Avec : 1.Lendrema 2.Fahavaratra 3.Somambisamby 4.Raha mila fanampiana 5.Patrô 6.Raha mba manana elatra 7.Mozambika 8.Ry Tompo 9.Sambo de gera 10.Any ambanivohitra
Tononkira:
Somambisamby re ry lahy e,
Irony diavolana
Ka ontsaontsa ny fanahy,
f’efa maro ny olana
Manembona ny any aminay,
tanàna tsy foina
Mahatsiaro ireo havanay,
tsy hay hadinoina, mba jerijereo
Mba jerijereo ny tanànantsika
Aza avela hangina ,
aza avela hangatsiaka
Fa mbola ho tonga
indray andro any
Hitondra ny soa,
hitondra ny mamy
Hirongo tantely,
hirongo vinany
Toa mateti-piavy kanefa
ilay ora-panala
Ka lasa ny saina miantefa
hamangy malala
Toa lavitra anefa ny any
ka saro-banjinina
Ny sento no hampitaina any,
veloma masìna ô Veloma masìna,
veloma ry tiana
Fafao ny alahelo
fafao ny hakiviana
Fa mbola ho tonga
indray androany
Hitondra ny soa,
hitondra ny mamy
Hirongo tantely,
hirongo vinany
Na dia maro aza ny zava-midona,
aza atao mampifezaka
Aza kivy na very finoana,
mandehana miezaka
Fa ao anatin’ ny ngidy ny mamy,
ka saro-takarina
Misy ny ambony sy ambany,
izay no marina fa ny ady tsy vita
Ny ady tsy vita fa mbola hitohy
Tsy mety tafita
raha mamoy fo
Ka raiso ny ampinga,
raiso ny hery
Handresy ireo kinga
sy maneritery
Handrava fanànana,
hamokatra fery